M'kata soa

M'kata soa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M'kata soa, Wholesale & Supply Store, behoririka, Antananarivo.

🤝Miaraba atsika rehetra tompoko🤝😍Arrivage vavao atolotra anareo😍👉Natao amin'ny vidiny mirary daholo💸😁vakio tsara Ary😍👉 P...
13/11/2024

🤝Miaraba atsika rehetra tompoko🤝
😍Arrivage vavao atolotra anareo😍

👉Natao amin'ny vidiny mirary daholo💸😁vakio tsara Ary😍

👉 Palazzo
👉Robe long sleeve
👉Robe short sleeve
👉Combi Pantalon
👉Combi short
👉Kimono Pantalon
👉Kimono short
👉 Chemise long sleeve (homme)
👉 chemise short sleeve (homme)
👉Pantalon(homme)

Maro isakarazany reo couleur misy ato aminay isafidiananao 😍❤️

Toerana: Magasin Behoririka face magasin AVOTRA 😊

Tel:038 64 042 18

Tongava mijery Zay tinao Ary afaka manao livraison ko zahay tompoko🙏

Nb:Taille standard daholo lay akanjo vehivavy Ary mis pointure ho any lehilahy🙏

😍Arrivage vavao b dray atolotra anareo😍Salama daholo tsika rehetra  vehivavy👩 tsia aka navaka❤️🦋kimono patalon👖🦋kimono s...
25/09/2024

😍Arrivage vavao b dray atolotra anareo😍

Salama daholo tsika rehetra vehivavy👩 tsia aka navaka❤️

🦋kimono patalon👖
🦋kimono short 🩳
🦋robe long sleev🧥
🦋robe short sleev👗
🦋combi Patalon👚👖
🦋combi short👚🩳
🦋Pallazo👖
🦋short 🩳

Raha misy mahalina anareo tompoko🙏🏾dia tongava mijery ety amin’ny toerana barotra🏠 behoririka face magasin AVOTRA no toerana misy anay😁

Am vidiny mirary aviatrany 💵
Madefa prix gros koa izahay(plus de 3 fotsony)

Taille standard

☎️038 64 042 18

Misaotra betsak mialoha dia tongava maro f tena tsara ny qualité lamba sy zaitra 👉confection 🧵

🤝Salama daholo tsika rehetra  vehivavy👩 tsia aka navaka❤️🦋kimono patalon👖🦋kimono short 🩳 🦋robe long sleev🧥🦋robe short sl...
22/08/2024

🤝Salama daholo tsika rehetra vehivavy👩 tsia aka navaka❤️

🦋kimono patalon👖
🦋kimono short 🩳
🦋robe long sleev🧥
🦋robe short sleev👗
🦋combi Patalon👚👖
🦋combi short👚🩳
🦋Pallazo👖

Raha misy mahalina anareo tompoko🙏🏾dia tongava mijery ety amin’ny toerana barotra🏠 behoririka face magasin AVOTRA no toerana misy anay😁

Am vidiny mirary aviatrany 💵
Madefa prix gros koa izahay(plus de 3 fotsony)

Taille standard

☎️038 64 042 18

Misaotra betsak mialoha dia tongava maro f tena tsara ny qualité lamba sy zaitra 👉confection 🧵

💥Mitady robe, kimono, combi pantalon na combi short ve ianao??Ato aminay misy karazany maro 😊Sady mihaja no afaka entina...
14/12/2023

💥Mitady robe, kimono, combi pantalon na combi short ve ianao??

Ato aminay misy karazany maro 😊
Sady mihaja no afaka entina amin'ny fotoana rehetra🥰
Mandefa en gros sy en detail ihany koa izahay🤩
Vidiny dia mirary manomboka 20 000ar
Misy poketra sy satroka vita amin'ny rofia ihany koa an!
Ary koa body vita amin'ny crochet 😱
Tongava ary mitsidika stand nay eny Antaninarenina e!😉
Tsy mbola tara ianao fa mbola eny izahay ny zoma 15 sy Sabotsy 16 Decembre

Afaka manao commande ato mp ihany koa anefa😘

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Telephone

+261345249006

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'kata soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M'kata soa:

Share