AGRO-Alimentaire

AGRO-Alimentaire Izahay dia mivarotra vokatra karazany ... en gros et en détail ⚘️🙏

_Masim_boly voafantina_Misy karazany 25 isa _Prix 1000ar ny singany iray _Misy an'ilay importation ihany ko _Mp ou 03432...
11/10/2021

_Masim_boly voafantina
_Misy karazany 25 isa
_Prix 1000ar ny singany iray
_Misy an'ilay importation ihany ko
_Mp ou 0343251527
_Manao livraison ary mandefa aminy faritra

Miarahaba tompoko . AGRO -  ALIMENTAIRE dia orin'asa afaka mamatsy anao ireo sakafo ilaina an-davan'andro toy ny LEGUME ...
08/03/2021

Miarahaba tompoko .
AGRO - ALIMENTAIRE dia orin'asa afaka mamatsy anao ireo sakafo ilaina an-davan'andro toy ny LEGUME sy VOANKAZO.
Na eto Antananarivo na any aminy FARITRA.
Afaka miara-miasa amin'ireo RESTAURANT ,na OLON-TSOTRA , na ESPACE, na SUPER MARCHÉ na ireo manam-panirina ny iara-iasa aminay ihany koa. Izay entana aminy vidiny mirary nefa tsara "KALITAO" ary entana efa "VOADIO SY ARA-PAHASALAMANA" no atolotray ho anao .
Ho anareo izay manana fasahiranana aminy resaka fitanterana dia afaka manao izahay tompoko.
Mankasitraka sahady aminy fiaraha-miasa tompoko

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Saturday 08:30 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AGRO-Alimentaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share