Mampindram-bola

Mampindram-bola Tsotra, haingana, azo antoka

💫PÉRIODE DE GRÂCE 💫Du 1ère au 15 actobre 2025 👉Ho an'izay manao fangatahana mandritra an'io daty io dia afaka misafidy 3...
03/10/2025

💫PÉRIODE DE GRÂCE 💫
Du 1ère au 15 actobre 2025
👉Ho an'izay manao fangatahana mandritra an'io daty io dia afaka misafidy 3 volana aorian'ny fandraisana ny Vola vao manomboka manao famerenam-bola.

Araraoty ary fa tolotra mandalo ihany izy ity, ka aorian'io dia Miverina amin'ny tolotra mahazatra ihany (izany hoe 1 Volana après manomboka manao famerenana).

👉Mp pour plus d'infos
Tel : 034 28 607 21 / 033 93 288 65
WhatsApp et Telegram : 034 28 607 21
email : [email protected]

Mbola tsy nisitraka an'ilay fampindramam-bola vé ianao,Aza misalasala miditra mp maka ny andinindininy fa natao ho anao ...
09/09/2025

Mbola tsy nisitraka an'ilay fampindramam-bola vé ianao,

Aza misalasala miditra mp maka ny andinindininy fa natao ho anao ity😍,

Tsotra sady haingana, tsy mandany fotoana ary maimaimpoana avokoa ny fikarakarana ny fangatahanao.

👉Midira mp ary na miantso ny 034 28 607 21 na 033 93 288 65

MITADY FAMPINDRAMAM-BOLA MAHAZAKA NY FILANAO ?👉Misy safidy ho anao, hatomboka amin'ny 1.000.000Ar no miakatra.💢Ity tolot...
07/09/2025

MITADY FAMPINDRAMAM-BOLA MAHAZAKA NY FILANAO ?
👉Misy safidy ho anao, hatomboka amin'ny 1.000.000Ar no miakatra.

💢Ity tolotra Ity dia mety ho anao raha :

🛅Manana asa ara-dalàna (asa tena na mpiasa) efa niasa 6 volana na mihoatra.

🛅Manana fidiram-bola mazava sy tsy tapaka.

💢Fepetra :

🖨️Antoka : Entana antrano (Mijanona ho ampiasain'ny mpanjifa araka izay ilainy azy ny antoka fa tsy mijanona Aty aminay.

💢Mpiantoka :

👫Raha manambady : vady no mpiantoka
🚶🚶‍➡️Raha tsy manambady : olona ampy 21 taona no ho miakatra sady efa miasa.

🏛️Tolotra avy amin'ny sehatra matihanina, Azo antoka, ary ara-dalàna.

💢Izahay dia manampy amin'ny fitarihana sy famenoana ny fangatahana mba hanamora ny dingana ho anao.

📞Infos : 033 93 288 65 / 034 28 607 21 (WhatsApp)

👉Tsindrio ny bokotra etsy ambany raha te hahazo fanazavana feno sy hanao fangatahana👇

MITADY FAMPINDRAMAM-BOLA MAHAZAKA NY FILANAO ?👉Misy safidy ho anao, hatomboka amin'ny 1.000.000Ar no miakatra.💢Ity tolot...
27/05/2025

MITADY FAMPINDRAMAM-BOLA MAHAZAKA NY FILANAO ?
👉Misy safidy ho anao, hatomboka amin'ny 1.000.000Ar no miakatra.

💢Ity tolotra Ity dia mety ho anao raha :

🛅Manana asa ara-dalàna (asa tena na mpiasa) efa niasa 6 volana na mihoatra.

🛅Manana fidiram-bola mazava sy tsy tapaka.

💢Fepetra :

🖨️Antoka : Entana antrano (Mijanona ho ampiasain'ny mpanjifa araka izay ilainy azy ny antoka fa tsy mijanona Aty aminay.

💢Mpiantoka :

👫Raha manambady : vady no mpiantoka
🚶🚶‍➡️Raha tsy manambady : olona ampy 21 taona no ho miakatra sady efa miasa.

🏛️Tolotra avy amin'ny sehatra matihanina, Azo antoka, ary ara-dalàna.

💢Izahay dia manampy amin'ny fitarihana sy famenoana ny fangatahana mba hanamora ny dingana ho anao.

👉Tsindrio ny bokotra etsy ambany raha te hahazo fanazavana feno sy hanao fangatahana👇

06/05/2025
03/03/2025

Prêt 500.000Ar no miakatra.
MAIMAIMPOANA hatrany ny fikarakarana ny fangatahana.
Mp ary na 034 28 607 21 / 033 93 288 65

Send a message to learn more

Address

Tanà VI
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mampindram-bola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share