M CRÉA

M CRÉA ✒Concepteur - 🖌Personnalisation - 🖋Sérigraphie - 👕Confection
034 28 222 86

https://site-m-crea.pages.dev/

26/06/2026
🙏🙏🙏
26/06/2026

🙏🙏🙏

Mba ho fanampiana anareo izay mba te hanana  Small business 🎀 nefa tsy mahita hoe Aiza ny toerana  tokony hakana azy dia...
08/03/2026

Mba ho fanampiana anareo izay mba te hanana Small business 🎀 nefa tsy mahita hoe Aiza ny toerana tokony hakana azy dia ho anareoo mihintsy ity❤️

LAVAKA FAKANA ENTANA eto tananarivo 🥰
✅AKANJO: Jogging,patalo, lamaody andehilahy sy ambehivavy, jean, sking sns: VENIC, building RAMAROSON, escalator maty, golden center, galerie mialy, GLOBE
✅CONFECTION : pochard
✅ ankanon-jazakely: building ramaroson, escalator, pochard, avance
✅ SILIPO: venic, pochard, magasin nouveautés
✅ t shirt: pochard

✅BODOFOTSY, DRAP, COUETTE: pochard, andravohangy, building ramaroson , tsena maintso

✅ CHAUSSURES SANDALES (tennis, kapakapa, flipflop, talon sns): VENIC, BUILDING RAMAROSON, escalator maty (new city), tsena maitsy ambony , ranomaimbo, Magasin manangana aty ambadika , avance sous sol,

✅ SAC: pochard, building ramaroson, VENICE, NEW CENTURY, NEW CITY

✅LAMBA METRE: building ramaroson, E-city, POCHARD, ambodin’isotry, DAVID SHOP ambodifilao

✅ CHAPEAU: pochard, building, magasin nouveautés, new city, VENIC

✅BIJOUX INOXYDABLE : new century ambany, main rich center, VENIC, casino mall, pochard

✅ KOJAKOJA 500 sns: venic, building, magasin nouveautés, golden, isotrt, tsaralalana

✅LUNETTES : VENIC, MAIN RICH CENTER

✅PRODUITS COSMÉTIQUES : golden center, venic, magasin nouveautés, tsaralalana, tana center

✅KOJAKOJA VOLO (perruque, pince, sns): VENIC, MAGASIN NOUVEAUTÉS, NEW CITY, MAIN RICH CENTER

✅FOURNITURE DE BUREAU/SCOLAIRE: SALIMAR, tsaralalana , building

✅PRODUITS ELECTRIQUE : VENIC, magasin behoririka akaikin’ny bfv

✅MUSIC (bafle sns): avance center

✅ CUISINE/ PATISSERIE: tatamax, horizon itaosy, escalator, anosibe tsena, tsaralalana, safari

✅VALISE: building, manangana

✅ SPORT(maillot, godas …(: building ramaroson, magasin nouveautés, venic

✅ TELEPHONE : golden center, suprem center, new centery, man rich center, shop glory , petite vitesse

✅ MEUBLES: tsaralalana , MAGRI, tatamax, now city, manangana, pochard, BHC, VENIC

✅KILALAO: VENIC, buildi

miakatra ny vokatra .. voankazo înona ary io🤣
20/02/2026

miakatra ny vokatra .. voankazo înona ary io🤣

🇲🇬🤔TOA LAFO BE? Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany amp...
18/02/2026

🇲🇬🤔TOA LAFO BE?

Matetika isika mpanjifa dia miteny an io foana, na hoe tsy aleo manao any an-trano? Tsy aleo mankany ampotony, tsy aleo izao....

Ny orinasa iray, ny mpivarotra iray, ny mpandraharaha iray,...matoa mivarotra dia mila tombony izy.
1) Ny tombony dia ilay ambiny anesorana ny depenses rehetra.

2) Ny "depenses/charges":
- matière premieres
- ny karaman'ny mpiasa
- rondoha nolaniana tamin'ny nananganana azy
- ny fitaovana rehetra
- ny hofantrano
- jiro sy rano
- fotoana
- internet/appel
-....hafa

Raha mahavoavaly ireo izay vao mamoaka vidiny hamarotany azy izy. Fa tsy hoe misy olona mivarotra 25.000ar ohatra dia hoe tsy aleo any an-trano satria mahavita izao kg izany. Dia avereno kajiana ireo ambony ireo.

Aoka izay ilay fanambaniana fidirambolan'olona, aoka izay ilay toetsaina famotehana asan'olona. Torohevitra sy tsikera hampandroso no tokony atao fa tsy faly hanalabaraka olona etsy sy eroa sy miseho milaza fa mahavita nefa tsy mahatsangana na mpiasa iray aza.

Matoa lafo aminao, dia mety tsy ianao no "cible"

©️Malagasy ve ianao

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Telephone

+261342822286

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M CRÉA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M CRÉA:

Shortcuts

Share