05/05/2026
💊💦 CRÉATINE : ILAY PRODUIT MANOME ENERGY + “MUSCLE FULL” 💦💊
Betsaka no mbola mampitovy azy amin’ny stéroïde… tsia e, fomba fihinana ara-boajanahary fotsiny izy io!
👉 Miasa amin’ny alalan’ny ATP–ADP system izy :
Aleo ho hazava kely ny resaka ATP sy ADP izay fototry ny asan’ny créatine, fa mbola maro no very eo 👇
🔋 ATP (Adénosine Tri-Phosphate) = ilay angovo fototra an’ny vatana.
Rehefa manao mouvement ianao (oh: squat, push-up, deadlift), dia tapaka ilay “phosphate” farany amin’ny ATP → mamoaka energy ho an’ny hozatra.
Rehefa tapaka izy → lasa ADP (Adénosine Di-Phosphate), izay midika hoe lany ilay batterie. rehefa lany ny ATP dia lasa ADP, dia avy eo ny phosphocréatine avy amin’ny créatine no manampy mamadika ADP ho ATP vaovao. Izay no mahatonga anao afaka mitohy manosika set lava sy mavesatra.
⚡ Fomba fampiasa :
Option 1 (saturation) : 20g isan’andro mandritra ny 5 andro (zaraina 4×5g), avy eo midina amin’ny 3–5g isan’andro. Vokatra tonga dia tsapa.
Option 2 (maintien) : 3–5g isan’andro avy hatrany, tsy misy saturation vetivety satria miasa ihany fa mila 2–3 herinandro vao tsapanao.
🔥 Vokany fohy :
Pump mafy be rehefa mikotrana.
Mitombo hery sy explosivité.
Muscles mivonto sy “full look” noho ny rano miditra anaty sela.
⏳ Vokany à long terme :
Mitombo tsikelikely ny force → midika fa mitombo koa ny muscle.
Tsy misy loza amin’ny voa/aty raha ara-dosage.
Manampy hery amin’ny progression maharitra.
💦 Resaka rano :
Ny rano dia miditra intramusculaire (ao anatin’ny fibre musculaire), izay mahatonga ny hozatra hiseho ho mivonto sy matanjaka kokoa.
Tsy mitovy amin’ilay “rétention d’eau” ivelany izay mahatonga bloat na fivonto kibo.
Raha mahatsapa “bloating” ianao dia matetika avy amin’ny sakafo sy sodium, fa tsy avy amin’ny créatine.
👉 EFA AFAKA MANJIFA, VIDINY MIRARY, CREATINE 1KG, EFA VITSIVITSY FA AZA TARA 😉
Araho tsy tapaka ny pejy