28/10/2024
🔥Miarahaba antsika rehetra🔥
🎉Araka ny nampanantenaina dia indro zaraiko amintsika ary ny tombontsoa amin'ny fampiasana Portefeuille Binance araka ny Meetup izay natao teny amin'ny Carlton Madagascar niarahana tamin'ny ekipa Binance Africa
🔮1-Sécurisé kokoa raha mihoatra amin'ny portefeuille sasany ny Binance satria raha manao transaction ianao dia sady afaka mampiasa 2FA (Two Factory Authenticator), validation code par SMS sy validation par PIN via mail vao mandeha ny transaction
🔮2-Ambany ny frais rehefa manao transfert satria latsaky ny 0,1%
💦3-Afaka manao compte épargne ianao (flexible na verrouillé), verrouillé no be zanany kokoa misy hatramin'ny 28% sy mihoatra fa ny durée hi'verouiller'na fond anao no mitondra azy (Azonao atao anefa ny maka ny volanao eny antenatenam-potoana raha mila vola maika tampoka ianao na dia verrouillé aza SAINGY miala capital fotsiny ianao fa tsy mahazo profit (0 profit)
💦4-Biance Earn : Ahafahanao manao épargne amin'ny zana-bola ambony lavitra mihoatra ny banque. Raha misy crypto hanaovanao épargne na investissement ka hanjavona izy dia mandefa notification ny binance hamindranao ny solde'nao mankamin'ny crypto hafa, raha tsy naharay notification ianao na any amin'ny tany tsisy réseau maharitra dia avadiny USDT automatique ilay solde crypto anao amin'ny fotoana hikatonan'ilay crypto
💸5-Misy ny Binance pay : ahafahana manao transfert entre 2 comptes binances, 0 frais, instantané, raha manana havana ianao any ivelany tianao handefasana vola na tianao handefa aminao dia mila samy manana compte ianareo ifandefasana izany ary gratuit fa tsy misy frais de transaction
💸6-Binance P2P : "Achat et vente", Ao anaty plateforme ao ihany ianao dia afaka manao Achat na Vente crypto fa tsy voatery mandalo revendeur ety amin'ny sisiny na anaty tambajotran-tserasera : Sécurisé kokoa izy io oharina amin'ny mandalo revendeur satria tsy voatery mampiasa plateforme marocianao vao hahavidy na hahavarotra solde fa ao anatiny ao ihany dia efa vita ny achat sy vente, efa misy revendeur maro ao dia efa hita ao ihany koa hoe iza no mety aminao ny prix d'achat na vente, hita ao hoe firy ny transaction vitan'ilay revendeur, ary firy % ny transaction réussite, firy % ny avis positif amin'io revendeur io, firy ny solde ananany afaka vidianao na ohatrinona ny solde ananany raha hivarotanao izy. Isan'ny mampiavaka ny revendeur ao koa dia mandalo dingana maro ireo revendeurs ireo vao tonga revendeur officiel ao ary mandoa garantie d'assurance 2.000 USDT amin'ny Binance ka raha mivadi-pitokisana amin'ny client izy ireo dia mifampitady sady voasazy fa ny volanao kosa tsy maintsy azonao.
📥📤7-Afaka manao revendeur agréé ao ianao raha manana fond dia ianao no mamaritra ny prix de vente sy prix d'achat anao fa arakarak'izay koa no hahazoanao client satria transparent ilay izy mipoitra eo daholo ny an'ny hafa dia anjaran'ny mpanjifa ny mividy na mivarotra amin'ny prix mifanaraka amin'ny fahefa-mividiny. Afaka ny ho revendeur officiel certifié mahazo badge ianao raha mahafeno condition (Compte + de 6 mois, efa nanao transaction t@compte samihafa miisa 50 farafahakeliny, ambony taux de transaction réussite sy taux avis positifs izay mipoitra ho azy arakaraka ny transaction ataonao sy retour omen'ny client ireo)
🎁8-Misy astuce kely vitsivitsy ireto rehefa hividy na hivarotra solde ianao izay efa mipoitra isaky ny revendeur ao anaty plateforme no ahitanao azy : a-Jereo raha manana badge certifié izy (Misy koa ny tsy certifié fa cours mety aminao sady 100% réussi ny transaction dia azo idirana tsara an), b-Jereo ny nombre de transaction nataon'ilay revendeur, c-Jereo ny pourcentage de réussite transaction faite (100% no tena tsara), d-Jereo ny pourcentage avis positifs omen'ny olona azy asehoko eo amin'ny sary ao amin'ny commentaires ihany ity astuce ity mifanaraka amin'ireo laharany abcd ireo.
💎9-Ho an'izay manao trading, afaka mi-trade ao ihany koa ianao tsy mampiasa plateforme MT5 raha tianao 🤝
🌏Efa miisa +De 225M ny mpampiasa ny Binance
🌏Misy groupe telegram izay iarahan'ny ekipa Binance mifampiresaka amin'ireo mpampiasa vaovao amin'ny resaka crypto sns... Isaky ny alakamisy izay atao en ligne : Coin des débutants https://t.me/Binance_afrique
🪪Ataovy ny inscription dia vitao amin'ny alalan'ny CIN 🪪 ny vérification KYC fa CIN dia efa mety fa tsy voatery passeport sns...
💫Lien d'inscription : https://www.binance.info/activity/referral-entry/CPA/together-v4?hl=fr&ref=CPA_00TNV00J6J sady mety hahazoanao bonus manomboka amin'ny 10 USDC ka hatramin'ny 20.000 USDC
🔋Efa eo am-piketrehana ny carte visa 'zareo fa tsy mbola afaka manome fotoana satria efa nisy izany teo aloha fa voatery nijanona noho ny antony manokana ny famokarana izany. Rehefa mahazo vaovao dia izarako eo ihany ianareo mpanaraka 🙏🙏
🧿Araho hatrany ny pejy Travail en ligne - Asa azo antoka ary asao ireo namana hanaraka.
🎁🎁 Bonus ho an'ny mpanaraka ny pejy : Raha mila ilay présentation pptx izay nazavaina nandritra ianao dia alefaso MP amin'ny pejy ny adresse mail fa ho alefa aminao maimaimpoana ilay izy (17Mégabits)😱😱
💫 Inscription gratuite Binance : https://www.binance.info/activity/referral-entry/CPA/together-v4?hl=fr&ref=CPA_00TNV00J6J
Mirary soa hatrany 💵💵
Register an account with Binance today