Nie shop'in

Nie shop'in Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nie shop'in, Antananarivo.

❤️Namanao amin'ny fiantsenana akanjo👘, kiraro👡, sac👜...❤️
💥ARRIVAGE isanandro aminy vidiny mirary. 💥
✔️Mandefa en gros sy détail.
📦Livraison haingana sy azo antoka💯
🚙Eto tana ary mandefa rehetra.
📱0348003641

Bonjour ❤️❤️Tonga ny arrivage amireto aki🥰✔️35.000ar❎Mbola misy prix de gros.❎🚙Tana Mandefa amin faritra.
04/06/2026

Bonjour ❤️❤️
Tonga ny arrivage amireto aki🥰
✔️35.000ar
❎Mbola misy prix de gros.❎

🚙Tana Mandefa amin faritra.

Ity ensemble en maille couleur bleu ity koa anie tena tsara be e❤️Sa aona ozy nareo ?✔️Taille standard🚙Tana Mandefa amin...
03/06/2026

Ity ensemble en maille couleur bleu ity koa anie tena tsara be e❤️
Sa aona ozy nareo ?
✔️Taille standard

🚙Tana Mandefa amin faritra

✨🍒 Sac Vanity Cherry 🍒✨✔️Mitady sac kely nefa manaitra maso ve enao?  Natao ho anao mihitsy ireto sac vanity ireto🥰  💖Ke...
03/06/2026

✨🍒 Sac Vanity Cherry 🍒✨
✔️Mitady sac kely nefa manaitra maso ve enao? Natao ho anao mihitsy ireto sac vanity ireto🥰
💖Kelikely, stylé tsara !
🌟 Mety hoentina isan'andro
🌟 Mora ampifanarahana amin'ny akanjo maro
🌟 Tonga lafatra ho an'ireo tia mijanona ho kanto sy manara-damaody

💌 Aza misalasala mandefa mp raha te hanafatra.
🚙Tana Mandefa amin faritra rehetra.

🍒👜💕

Efa par couleur ❤️❎35.000ar ❎✔️Mbola misy prix de gros an.🚙Tana Mandefa amin faritra.
03/06/2026

Efa par couleur ❤️
❎35.000ar ❎
✔️Mbola misy prix de gros an.

🚙Tana Mandefa amin faritra.

Ireto indray ny arrivage robe pull 2 pièces ho anireo tsy nahazo tamin farany ❤️.❎Aza miandry ela ary fa maro couleur hi...
03/06/2026

Ireto indray ny arrivage robe pull 2 pièces ho anireo tsy nahazo tamin farany ❤️.
❎Aza miandry ela ary fa maro couleur hisafidianana tsara izy zao💕❎
✔️Prix tsy miova ( en gros et détail)

🚙Tana Mandefa amin faritra.

Tsara be Ireto🥰❎15.000ar gros maka 5 et plus. ❎
03/06/2026

Tsara be Ireto🥰
❎15.000ar gros maka 5 et plus. ❎

03/06/2026

Bonjour daholo🥰.
Mamaly ze tsy miavona.

Tena tsara be anie aki🥰Aza miandry ela so tara couleur eo indray.❎En gros et détail hatrany❎🚙Tana Mandefa amin faritra.
02/06/2026

Tena tsara be anie aki🥰
Aza miandry ela so tara couleur eo indray.
❎En gros et détail hatrany❎

🚙Tana Mandefa amin faritra.

Lasa malaza indray zao ity couleur vert ity💚Dispo ato amin Nie shop'in .✔️Mbola par couleur tsara❎Gros et détail ❎🚙Tana ...
02/06/2026

Lasa malaza indray zao ity couleur vert ity💚
Dispo ato amin Nie shop'in .
✔️Mbola par couleur tsara
❎Gros et détail ❎

🚙Tana Mandefa amin faritra.

❎❎32.000ar ❎❎✔️Taille standard
02/06/2026

❎❎32.000ar ❎❎
✔️Taille standard

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348003641

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nie shop'in posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nie shop'in:

Share