06/08/2025
Manana tetik'asa ve ianao ??
Ataovy...
Te hanova ny fiainanao ve ianao ??
Ataovy...
Te ho salama lalan-dava ??
Ataovy...
Te ho sambatra ??
Ataovy...
Inona no manahirana anao mahatonganao tsy mety manomboka foana hatramin'izao ??
Ny zava-dehibe hoy aho aminao dia tsy ilay fananana vola hoentina hanombohana fa ny fahasahianao. Aza miandry fotoana izany intsony fa mitsangana, dia miasaha ho an'ny nofinofinao.
Aza adino fa tsy misy olona afaka ny hanakana anao izany, rehefa tinao io dia mahita vahaolana foana ianao. Ianao no mametraka ny fetranao. Noho izany, atomboy ary fa ny dian-tongotra lava indrindra dia tsy maintsy nanomboka foana tamin'ny dingana voalohany.
Vitao ny dinganao.
Masahia manatratra tanjona ambony.