R-Shop Mada

R-Shop Mada Manasa anao i j'aime ny page �

07/09/2026

🔥 CAMÉRA AMPOULE WIFI 2 OBJECTIFS 🔥

📹 Surveillance 360° + Vision nocturne 🌙

Te-hampitombo ny sécurité ao an-trano, boutique, bureau na garage ve ianao? 👀🔐 Ity Caméra Ampoule WiFi 2 objectifs ity no solution pratique sy moderne!

💡 Apetraka amin’ny douille à vis fotsiny, toy ny ampoule tsotra — tsy sarotra ny installation!

📱 Jereo mivantana amin’ny téléphone-nao amin’ny V380 Pro, na aiza na aiza misy Internet.

✨ Ses fonctionnalités :
✅ 2 caméras ao anaty appareil iray
✅ 🔄 Rotation 355° horizontal / 90° vertical
✅ 👤 Suivi automatique des personnes
✅ 🌙 Vision nocturne
✅ 🔊 Audio bidirectionnel – afaka miresaka amin’ny alalan’ny caméra
✅ 💾 Support carte mémoire jusqu’à 128Go
✅ 📲 Contrôle à distance amin’ny smartphone
✅ 📡 Connexion WiFi

💰 PRIX : 60.000Ar 🔥

📞 Commande & Informations : 034 18 581 84 /MP
📍 Point de récupération : Ambodivona, face Cotisse
🚚 Manao livraison eto Antananarivo ary afaka mandefa any amin'ny faritra

🛒 R-Shop Mada — Sécurité & Technologie mora ampiasaina!

07/09/2026

🚀🔥 CAMÉRA ROBOT INTELLIGENTE 1080P – 360° 🔥🚀

👶🐶 Surveillance maison 🏠❤️
Te-hijery izay mitranga ao an-trano na dia lavitra aza? 👀📱
Ity Caméra Robot ity no solution pratique sy mora ampiasaina!

✨ Ireo fonctionnalités :
📹 Image Full HD 1080P
🔄 Rotation 360° → azonao ahodina amin’ny téléphone
🌙 Vision nocturne infrarouge
🎤🔊 Audio bidirectionnel → afaka mihaino sy miresaka amin’ny alalan’ny caméra
📱 Compatible Android & iOS
💾 Support carte mémoire jusqu’à 128Go
👨‍👩‍👧 Afaka mijery olona maromaro miaraka
📡 Surveillance à distance via smartphone
🏠 Mety tsara ho an’ny maison, bébé, animaux, bureau & boutique
❤️ Petit format, grande sécurité !
Arovy sy araho maso izay zava-dehibe aminao, na aiza na aiza misy anao.

💰🔥 PRIX : 90.000Ar

📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬

✨ Votre sécurité, notre priorité ! ✨

07/09/2026

🔨 PISTOLET À CLOUS MANUEL PROFESSIONNEL + 50 CLOUS 💥

Prix: 70.000ar
Clous: 300ar/pcs

Vita mora sy haingana ny asa fametahana amin’ny béton, brique, bois ary acier! Ity pistolet à clous manuel ity dia portable, puissant ary mora ampiasaina.

✅ 5 vitesses réglables arakaraka ny asa atao
✅ Mahavita mametaka amin’ny béton, brique rouge, bois épais ary acier
✅ Silencieux – tabataba kely sady tsy mampisy vovoka be
✅ Ergonomique – azo ampiasaina amin’ny tanana iray
✅ Mety amin’ny installation caméra, climatiseur, câbles, tuyaux, étagères, cadres, boîtiers électriques, sy maro hafa

📦 Ao anaty kit :

Pistolet à clous manuel
Gants
Lunettes de protection
Bouchons d’oreille
Mallette de rangement

Tena fitaovana ilaina ho an’ny maçon, électricien, plombier, technicien ary bricoleur.

📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
📍 Point de récupération : Ambodivona face Cotisse
🚚 Livraison disponible

31/08/2026

📱🎬 LOUPE ÉCRAN TÉLÉPHONE – RETRO TV 12" 📺✨

😎 Ataovy lehibe kokoa ny écran-n'ny téléphone-nao !
Tianao hijery film, série, YouTube na hilalao jeu amin'ny écran lehibe kokoa? 🎮🍿
👉 Ity agrandisseur d'écran 3D ity no solution simple, pratique ary mora entina!

🔥 SES AVANTAGES :
📺 Écran agrandi jusqu'à 12" → mahazo confort kokoa rehefa mijery
🔍 Effet loupe HD / 3D → manampy mampitombo ny affichage
📱 Compatible avec la plupart des smartphones
🎮 Mety tsara ho an'ny films, vidéos & jeux
🧳 Pliable & portable → mora entina na aiza na aiza
✨ Design Retro TV → original sady décoratif
🎁 Idée cadeau tsara ho an'ny famille, amis na proches

💡 Tsy mila batterie, tsy mila branchement — apetraho ao aoriana fotsiny ny téléphone dia afaka mijery! 😍

Prix: 40.000ar

📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬

🛒 R-SHOP MADA
🔥 Petit appareil, grand écran, grand plaisir ! 🍿📱

31/08/2026

🦟🚫 LAMPE UV ANTI-MOUSTIQUES RECHARGEABLE 💡✨

😴 Sasatry ny moka manelingelina rehefa hatory?
👉 Ity Lampe UV Anti-Moustiques ity no solution pratique ho an'ny chambre, salon, cuisine, bureau ary azo entina any ivelany koa! 🏠🌙

💡 Ahoana ny fonctionnement ?

Ny lumière UV 365 nm no misarika ny moustiques sy petits insectes, avy eo ny appareil dia mamono azy ireo amin'ny courant électrique, tsy mila produit chimique na insecticide. ✅

✨ Tombony :
🦟 Attire & élimine moustiques, mouches & petits insectes
🔋 Rechargeable USB Type-C
⏱️ 6–8h d'utilisation après recharge complète
🤫 Fonctionnement silencieux
☣️ Sans insecticide & sans produit chimique
🛡️ Filet de protection ho fiarovana
🧹 Petite brosse incluse → mora diovina
🏠 Mety amin'ny chambre, cuisine, salon & extérieur
🌙 Alefaso mialoha alohan'ny hatory, mba hahazoana vokatra tsara kokoa.

💰 PRIX : 35.000Ar 🔥

📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬

🛒 R-SHOP MADA
✨ Dormez tranquille, loin des moustiques !

🦟🚫 LAMPE UV ANTI-MOUSTIQUES RECHARGEABLE 💡✨😴 Sasatry ny moka manelingelina rehefa hatory?👉 Ity Lampe UV Anti-Moustiques ...
31/08/2026

🦟🚫 LAMPE UV ANTI-MOUSTIQUES RECHARGEABLE 💡✨

😴 Sasatry ny moka manelingelina rehefa hatory?
👉 Ity Lampe UV Anti-Moustiques ity no solution pratique ho an'ny chambre, salon, cuisine, bureau ary azo entina any ivelany koa! 🏠🌙

💡 Ahoana ny fonctionnement ?
Ny lumière UV 365 nm no misarika ny moustiques sy petits insectes, avy eo ny appareil dia mamono azy ireo amin'ny courant électrique, tsy mila produit chimique na insecticide. ✅

✨ Tombony :
🦟 Attire & élimine moustiques, mouches & petits insectes
🔋 Rechargeable USB Type-C
⏱️ 6–8h d'utilisation après recharge complète
🤫 Fonctionnement silencieux
☣️ Sans insecticide & sans produit chimique
🛡️ Filet de protection ho fiarovana
🧹 Petite brosse incluse → mora diovina
🏠 Mety amin'ny chambre, cuisine, salon & extérieur

🌙 Alefaso mialoha alohan'ny hatory, mba hahazoana vokatra tsara kokoa.

💰 PRIX : 35.000Ar 🔥

📞 Commande : 034 18 581 84
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬

🛒 R-SHOP MADA
✨ Dormez tranquille, loin des moustiques ! 🦟🚫

31/08/2026

⚡🚗 CONVERTISSEUR DE COURANT 200W – 12V/24V ➜ 110V/240V 🔌🔥

💥 Mampiasa courant avy amin'ny batterie-n'ny voiture-nao, na aiza na aiza! 💥

Mila mameno téléphone 📱, ordinateur 💻 na tablette rehefa mandeha lavitra, manao camping, voyage na misy coupure de courant? 👉 Ity convertisseur 200W ity no solution pratique! 😍

🔋 12V/24V DC ➜ 110V/240V AC
⚡ Puissance : 200W
🔌 Prise universelle ho an'ny appareils maro
📱 Ports USB + PD ho an'ny recharge rapide
🔢 Écran digital → ahitanao ny tension amin'ny fotoana tena izy
👆 Commande tactile → mora ampiasaina
💪 Boîtier en alliage → solide sy maharitra
🚗 Mety amin'ny voiture, camion, camping-car, bateau, voyage...

✅ Afaka ampiasaina amin'ny téléphone, ordinateur portable, tablette, lampe de camping ary petits appareils mifanaraka amin'ny puissance 200W.

💰 PRIX : 55.000Ar 🔥

📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬

🛒 R-SHOP MADA
⚡ Courant pratique, na aiza na aiza!

⚡🚗 CONVERTISSEUR DE COURANT 200W – 12V/24V ➜ 110V/240V 🔌🔥💥 Mampiasa courant avy amin'ny batterie-n'ny voiture-nao, na ai...
31/08/2026

⚡🚗 CONVERTISSEUR DE COURANT 200W – 12V/24V ➜ 110V/240V 🔌🔥

💥 Mampiasa courant avy amin'ny batterie-n'ny voiture-nao, na aiza na aiza! 💥

Mila mameno téléphone 📱, ordinateur 💻 na tablette rehefa mandeha lavitra, manao camping, voyage na misy coupure de courant? 👉 Ity convertisseur 200W ity no solution pratique! 😍

🔋 12V/24V DC ➜ 110V/240V AC
⚡ Puissance : 200W
🔌 Prise universelle ho an'ny appareils maro
📱 Ports USB + PD ho an'ny recharge rapide
🔢 Écran digital → ahitanao ny tension amin'ny fotoana tena izy
👆 Commande tactile → mora ampiasaina
💪 Boîtier en alliage → solide sy maharitra

🚗 Mety amin'ny voiture, camion, camping-car, bateau, voyage...

✅ Afaka ampiasaina amin'ny téléphone, ordinateur portable, tablette, lampe de camping ary petits appareils mifanaraka amin'ny puissance 200W.

💰 PRIX : 55.000Ar 🔥

📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬

🛒 R-SHOP MADA
⚡ Courant pratique, na aiza na aiza!

31/08/2026

🔐🚰 ROBINET ANTIVOL AVEC SERRURE À CLÉ 🚰🔐
💥 Aza avela hisy hampiasa ny rano tsy nahazo alalana intsony! 💥
Ity robinet extérieur verrouillable ity dia mety tsara ho an'ny tokontany, jardin, lavage voiture, piscine, toerana public na koa ao an-trano. 🏡🚗🌱
🔑 Serrure à clé → ianao ihany no mifehy ny ouverture
💪 Alliage de zinc haute densité → solide & durable
🛡️ Antivol & résistant → natao haharitra amin'ny fampiasana ivelany
💧 Débit d'eau mora fehezina amin'ny interrupteur rotatif
🔧 Mora apetraka – miaraka amin'ny joint métallique & serrure à clé
👉 Pratique, solide ary surtout SÉCURISÉ ! 🔥
💰 PRIX : 20.000Ar
📞 Commande : 034 18 581 84 / MP
🚚 Manao Livraison
📦 Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara 🇲🇬
🛒 R-SHOP MADA
🔐 Sécurisez votre eau, contrôlez son accès !

Address

Ambodivona
Antananarivo
101

Telephone

+261341858184

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R-Shop Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to R-Shop Mada:

Shortcuts

Share