Chalana’s Boutique

Chalana’s Boutique Articles neuf 🇨🇳

Bonsoir les fillles 🥰Haut asymétrique disponible de suite Taille M(2) et S (1)Tissu lycra doublée ☺️
07/09/2026

Bonsoir les fillles 🥰
Haut asymétrique disponible de suite
Taille M(2) et S (1)
Tissu lycra doublée ☺️

Disponible de suitePt 3880.000Ar 🏷
05/09/2026

Disponible de suite
Pt 38
80.000Ar 🏷

Anisan’ny nahalalanareo anay ny haut ☺️Miverina indray izahay amin’ny fandraisana commande .Ito aloha disponible de suit...
02/09/2026

Anisan’ny nahalalanareo anay ny haut ☺️
Miverina indray izahay amin’ny fandraisana commande .

Ito aloha disponible de suite
Taille Xs , lycra doublée
Haut noir dos nu 👚
JP 20.000Ar 🍒

24/08/2026

Bonsoir 🌆
Misy fahoriana izahay dia mitsahatra kely ny services pendant ity semaines ity .
Tena hialana tsiny tompoko
Merci ☺️

Bonsoir jiabyyVAKIO TSARA>Manomboka androany pendants week-end dia hamoaka prix Chine za 🇨🇳 Prix Chine = prix en gros an...
22/08/2026

Bonsoir jiabyy
VAKIO TSARA>
Manomboka androany pendants week-end dia hamoaka prix Chine za 🇨🇳
Prix Chine = prix en gros angalana azy mihintsy avy amin’ny fournisseur directe
Frais mbola tsy inclut fa juste prix entana

Sady izahay ihany no manao achats, manaramaso entana anao jusqu’à Mada , ianao misafidy envoie fotsiny après achats .
Mbola manome au choix transit mahafapo koa zahay andefasana ilay entana .

Tsisy karatyy☺️

Bodysuit gainant 🍒Prix ho an’izay mbola hivarotra 35.000Ar détails 5 pièces : 30.000Ar 10 pièces : 28.000Ar Couleurs jia...
21/08/2026

Bodysuit gainant 🍒
Prix ho an’izay mbola hivarotra
35.000Ar détails
5 pièces : 30.000Ar
10 pièces : 28.000Ar
Couleurs jiaby ireo misy daholo an

Alefaso ny commande les filles , tsara be ny qualité an’io🥰
Délais 5 à 10 jours ✈️

Slingback rouge vif🥰Pointures 36Izay 1er Jp mahazo livraison gratuite 🚚
20/08/2026

Slingback rouge vif🥰
Pointures 36

Izay 1er Jp mahazo livraison gratuite 🚚

« Les deux 35.000Ar »Bandoulière mahafatifaty kely 🥰Marron et Noir Raha misaraka dia 18.000Ar prix unité 🍒Photo réelle s...
14/08/2026

« Les deux 35.000Ar »
Bandoulière mahafatifaty kely 🥰
Marron et Noir

Raha misaraka dia 18.000Ar prix unité 🍒
Photo réelle sur commentaires

Code : JP les deux ☺️

Salama daholo🥰Inona ny entana tinao afarana ?? Otrinona ny budgets anao?? Transit ve ny olanao? Fournisseur directe ? Af...
13/08/2026

Salama daholo🥰
Inona ny entana tinao afarana ??
Otrinona ny budgets anao??
Transit ve ny olanao?
Fournisseur directe ?
Afaka manampy anao izahay fa tongava mp ☺️

Chine à Mada , raha olona mbola hanodim - bola dia tena mety tsara 🇨🇳


Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261340913444

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chalana’s Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chalana’s Boutique:

Shortcuts

Share