Ilo Manitra extra

Ilo Manitra extra Vente de crème coiffante pour cheveux.

Bonne année 2024 🥳
01/01/2024

Bonne année 2024 🥳

14/05/2023

Salut 🥰😘🥳🥳
Entina amintsika androany ny fampiasana ny Crème coiffante Ilo Manitra Ilo Manitra extra ❤️

✅ Manampy amin’ny « définition » ny « boucle » ihany koa izy ❤️🔥 (n’inon’inona méthode ampiasainao) 😊
😉😉Aza hadino ny mampiasa « leavin » 😉

Mijere finaritra ô! 🥳
Soava alahady ❤️


09/05/2023
Bonjour daholo 😘😘Ririnina ny andro 😫👉 Mangatsiaka 😱🥶👉 Fonosina avokoa ny vatana mba tsy ho tratrin’ny fanala ... sy ny h...
06/05/2023

Bonjour daholo 😘😘

Ririnina ny andro 😫
👉 Mangatsiaka 😱🥶
👉 Fonosina avokoa ny vatana mba tsy ho tratrin’ny fanala ... sy ny hirifirin’ny erika manify 🥶😢
❌Tena manimba volo ny andro ririnina 😢😫

Inona ary no atao 🤔😒 🤯🤯 ?

👉 Randrano ny volonao 😊🤗 na koa
👉 Ataovy tsara ny scellage 😊😍 ary
👉 Aza atao ambanin-javatra ny « soin » ka
👉 Aza misaraka amin’ny Crème coiffante

Manampy anao hitazona ny volo ho salama ny fampiasana crème coiffante ❤️

100 ml : 20 000 ar
50 ml : 10 000 ar
30 ml : 6000 ar

Afaka jifainao mivantana ao amin’ny :
Massage papan’i Rivo/ vente des produits IMRA en face Saint Gabriel ❌Mahajanga
Noueh Coiffure Nasandratra Mendrik'Hasina ao ❌Ambalavao Tsienimparihy.

Midira mp avy hatrany 😊 hoantsika eto Antananarivo.

Ho antsika mpikirakira volo 😍🤗🥰 〰️➰➿
✅ Aza misalasala manantona ao amin’ny mp fa afaka miara-miasa aminao izahay ❤️

🍀 Manome prix de gros ihany koa raha toa ka mahaliana anao izany 😇







Bonjour 😊😊❌ Volo makiana 😫❌ Mihintsana 😔❌ Miongotra 🤭❌ Manify na tsy mety mihalava 😰❌ Manao retour au naturel nefa tsy m...
06/05/2023

Bonjour 😊😊

❌ Volo makiana 😫
❌ Mihintsana 😔
❌ Miongotra 🤭
❌ Manify na tsy mety mihalava 😰
❌ Manao retour au naturel nefa tsy mety afa-po amin’ny résultat 😔🥺
❌ Be angadrano 😔
❌ Volo tsy mety salama 🥺😢😭

👉👉 Indro ny Crème coiffante mamaha ny olanao 😊

👉👉 Efa maro ireo nanjifa sy nahita vokatsoa 😍🤩😱
Vidiny :
100 ml : 20 000 ar
50 ml : 10 000 ar
30 ml : 6000 ar

🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀🍀

Afaka jifainao mivantana ao amin’ny :

👉👉« Massage papan’i Rivo/vente des produits IMRA » en face Saint Gabriel ❌Mahajanga
Sy
👉👉Ao amin’ny Noueh coiffure ao ❌ Ambalavao Tsienimparihy Nasandratra Mendrik'Hasina

👉👉 Mp avy hatrany hoan’ireo eto Antananarivo 😍🤗 🤗 na koa
👉 Vonona hanao revendeur 😊🤗
❌na eto Antananarivo na any amin’ny faritra 😊

👉 Manao livraison 🚚
👉 Mandefa any amin’ny faritra ihany koa 🤩😍😇

😘Coucou les plus belles 🥰🥰 Crème coiffante « Ilo Manitra extra »✅ mety @ karazam-bolo rehetra 〰️➰➿✅ Mampatevina volo 👱🏽‍...
23/02/2022

😘Coucou les plus belles 🥰🥰
Crème coiffante « Ilo Manitra extra »

✅ mety @ karazam-bolo rehetra 〰️➰➿
✅ Mampatevina volo 👱🏽‍♀️
✅Mampalava volo 👱🏽‍♀️
✅ Mamerina ny volonao ho salama 👩🏽‍🦱👩
✅ Mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo 👨‍🦲

✔️Azo irandranana 👩🏽‍🦱
✔️ Azo atao bain d’huile 👳🏽‍♀️
✔️ Azo atao menaka fanosotra 🧑

🔥🔥Idéal hoan’ireo manao retour au naturel na koa en phase de transition 🔥🔥

❤️❤️ Manitra sy mampalefaka volo❤️❤️

☄️Ankoatra ny Toliara
Contact : Caren Razafindrakoto
☄️Mahajanga :
Contact : Minah Tantara
☄️Ambalavao :
Contact : Noueh Mianjaika Ambalavao
☄️Tana : mp

👉Efa afaka jifaina ao Fianarantsoa ihany koa ny crème coiffante Ilo Manitra Extra manomboka izao.
☄️Contact : Edy Ah
☄️Tana : mp
👉Mitovy hatrany ny vidiny n’aiza n’aiza :
🌺 100 ml : 20 000 ar
🌺 50 ml : 10 000 ar
🌺 30 ml : 6000 ar

Ho an’ireo maniry ny ho lasa « Revendeur » aza misalasala miditra mp ❤️

👉 Manao livraison
👉 Mandefa any @ faritra 😘

Coucou les plus belles 🥰🥰 Crème coiffante « Ilo Manitra extra »✅ mety @ karazam-bolo rehetra 〰️➰➿✅ Mampatevina volo 👱🏽‍♀...
23/02/2022

Coucou les plus belles 🥰🥰
Crème coiffante « Ilo Manitra extra »

✅ mety @ karazam-bolo rehetra 〰️➰➿
✅ Mampatevina volo 👱🏽‍♀️
✅Mampalava volo 👱🏽‍♀️
✅ Mamerina ny volonao ho salama 👩🏽‍🦱👩
✅ Mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo 👨‍🦲

✔️Azo irandranana 👩🏽‍🦱
✔️ Azo atao bain d’huile 👳🏽‍♀️
✔️ Azo atao menaka fanosotra 🧑

🔥🔥Idéal hoan’izay manao « retour au naturel » na koa « en phase de transition »

❤️❤️ Manitra sy mampalefaka volo❤️❤️

☄️Ankoatra ny Toliara
Contact : Caren Razafindrakoto
☄️Mahajanga :
Contact : Minah Tantara
☄️Ambalavao :
Contact : Noueh Mianjaika Ambalavao
☄️Tana : mp

👉Efa afaka jifaina ao Fianarantsoa ihany koa ny crème coiffante Ilo Manitra Extra manomboka izao.
☄️Contact : Edy Ah
☄️Tana : mp
👉Mitovy hatrany ny vidiny n’aiza n’aiza :
🌺 100 ml : 20 000 ar
🌺 50 ml : 10 000 ar
🌺 30 ml : 6000 ar

Ho an’ireo maniry ny ho lasa « Revendeur » aza misalasala miditra mp ❤️

👉 Manao livraison
👉 Mandefa any @ faritra 😘

Saaaalluuut les plus belles 🥰🥰 Crème coiffante « Ilo Manitra extra »✅ mety @ karazam-bolo rehetra 〰️➰➿✅ Mampatevina volo...
18/02/2022

Saaaalluuut les plus belles 🥰🥰
Crème coiffante « Ilo Manitra extra »

✅ mety @ karazam-bolo rehetra 〰️➰➿
✅ Mampatevina volo 👱🏽‍♀️
✅Mampalava volo 👱🏽‍♀️
✅ Mamerina ny volonao ho salama 👩🏽‍🦱👩
✅ Mampitsahatra ny fihitsanan’ny volo 👨‍🦲

✔️Azo irandranana 👩🏽‍🦱
✔️ Azo atao bain d’huile 👳🏽‍♀️
✔️ Azo atao menaka fanosotra 🧑

❤️❤️ Manitra sy mampalefaka volo❤️❤️

☄️Ankoatra ny Toliara
Contact : Caren Razafindrakoto
☄️Mahajanga :
Contact : Minah Tantara
☄️Ambalavao :
Contact : Mianjaika
☄️Tana : mp

👉Efa afaka jifaina ao Fianarantsoa ihany koa ny crème coiffante Ilo Manitra Extra manomboka izao.
☄️Contact : Edy Ah
☄️Tana : mp
👉Mitovy hatrany ny vidiny n’aiza n’aiza :
🌺 100 ml : 20 000 ar
🌺 50 ml : 10 000 ar
🌺 30 ml : 6000 ar

Ho an’ireo maniry ny ho lasa « Revendeur » aza misalasala miditra mp ❤️

👉 Manao livraison
👉 Mandefa any @ faritra 😘

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342178767

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilo Manitra extra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share