23/05/2022
Miarahaba antsika zanaka ampielezan'ny FJKM Manarintsoakely rehetra , ilazana isika rehetra izay mikasa hanao ny fifaninanana ady baolina kitra any Manarintsoakely fa azontsika atao dieny izao ny manomana ny enkipantsika tsirairay avy , na fihaviana io na isan-taranaka ihany koa aza . Izany dia mba entintsika hahatomombana tsara ny amin'ny fetin'ny taranaka ny volana Aogositra ho avy izao . Manonona ny fiadanan'Ny Tompo amin-tsika taranaka rehetra