BC Recordz

BC Recordz Studio d´enregistrement vocal

29/05/2024

Tenim-pitia 😘
Good vibe's
Fée Fée

22/11/2022

Miarahaba tompoko oh ✋

Izahay ato amiń´ny BC Recordz dia manao ireto vokatra manaraka ireto :
1-prise de son
2-mixage
3-Mastering
4-voix off
5-Publicité audio

Aza misalasala mandefa MP eto amiń´ny pejy na miantso ireto laharana manaraka ireto raha mila fanazavana fanampiny :
👆0349552335
👆0340459388

20/07/2022
19/07/2022

Miarahaba anao manaraka ny pejy ✋

Tia mihira ve ianao? tia mitendry?maniry anao “cover” na “interpretation”?
Sa te hamorona ny sangań´asanao manokana?

Izahay ato amiń´ny Studio BC recordz dia vonona hanome fahafaham-po ho anao.

Ireto avy ny zavatra atolotray ho anao :
1~Enregistrement Vocal
2~Mixage Vocal
3~Mastering
4~Creation instrumental(izay gadona tinao dia ataonay avokoa)
5~Voix Off

Izahay ihany koa dia afaka mandray ań´ireo izay maniry hamorona tantara henoina.

Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.

Raha liana ianao dia afaka miantso ny laharana 0340459388 na mandefasa hafatra miafina na SMS fa misy mandray anao.

Ho alefanay eto amiń´ny pejy isaky ny alahady ireo andro isokafań´ny Studio.

Araho hatrany ny pejy 😁

20/04/2022
Bonjour a tous 🖐️L'un de nos creation est déjà disponible sur DeezerVoici le lien vous permettant de l'ecouter 😊https://...
30/07/2021

Bonjour a tous 🖐️

L'un de nos creation est déjà disponible sur Deezer

Voici le lien vous permettant de l'ecouter 😊

https://deezer.page.link/7nz9yMMXgWQW4gRV9

N'hesiter pas a passer sur mp 😊

ZedoBe - album - 2021 - 1 song

Bonjour 🤚😁😁
17/07/2021

Bonjour 🤚😁😁

Address

Antananarivo

Telephone

+261340459388

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BC Recordz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BC Recordz:

Share