Laniko Malagasy

Laniko Malagasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Laniko Malagasy, Wholesale & Supply Store, 45Ter/1 Ambohidravaka tangaina ampitatafika, Antananarivo.

bonjour,LANIKO EST UNE MICRO ENTREPRISE ARTISANALE SPÉCIALISÉE DANS LA FABRICATION DE DOUCEURS FAITES MAISON: CACAPIGEONS, CUISSES DAMES,...
DES PRODUITS SIMPLES, SAVOUREUX ET PRÉPARÉS AVEC SOIN POUR VOUS FAIRE PLAISIR AU QUOTIDIEN 🥰♥️

MAMINAY ANIE NAREO E🥰🥰🥰LANIKO/LANINAREO/LANIN-TSIKA! MANKASITRAKA FOANA E🙏🙏🙏🙏
20/06/2026

MAMINAY ANIE NAREO E🥰🥰🥰
LANIKO/LANINAREO/LANIN-TSIKA! MANKASITRAKA FOANA E🙏🙏🙏🙏

TONGAVA MARO♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
15/06/2026

TONGAVA MARO♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️

05/06/2026

🔥🎉 MISY ZAVATRA VAOVAO HO AVY... 🎉🔥
Efa fantatrareo ny tsiron'ny Cacapigeons sy ny Cuisse Dame izay ankafizinareo isan'andro... 😋
Fa ankehitriny kosa, misy surprise lehibe 2 omanina ho anareo! 🤫✨
✔️ Tsiro vaovao ✔️ Endrika vaovao ✔️ Fahafinaretana vaovao
Tsy mbola hasehonay aloha ny anarany... 😏
Fa fanontaniana kely: 👉 Inona no karazana goûter tianareo ho hita manaraka?
Soraty ao anaty commentaire ny vinavinanareo! 👇
🎁 Mety hisy loka kely ho an'izay mahita akaiky indrindra ny valiny.
Mijanòna miaraka aminay fa tsy ho ela dia hivoaka ny vaovao lehibe! ❤️🔥

‎🥥🍫 VAOVAO Mahafaly  HO AN'NY MPANKAFY TSIRO MIAVAKA! 🍫🥥‎✨ CUISSE DAME COCO & CHOCO LANIKO ‎✔️Malefaka sady matsiro ‎✔️ ...
02/06/2026

‎🥥🍫 VAOVAO Mahafaly HO AN'NY MPANKAFY TSIRO MIAVAKA! 🍫🥥
‎✨ CUISSE DAME COCO & CHOCO LANIKO
‎✔️Malefaka sady matsiro
‎✔️ Tsiro miavaka manaitra ny lela
‎💰 500 Ar 💰 1 000 Ar
‎🔥 Tsiro manaitra, hanitra manintona, fahafinaretana isaky ny kaikitra!

‎🔥✨ VAOVAO ETO @ LANIKO ✨🔥
‎Tonga indray ireo tsiro vaovao ho an’ny CACAPIGEONS 😍
‎🌶️ Ny Tsiro Poivre
‎🧀 Ny Tsiro Fromazy
‎🧄 Ny Tsiro Tongolo Gasy
‎Tsiro telo samy hafa…
‎Ndao fa LANIKO A 🤗

‎Toerana : Tangaina Ampitatafika
‎contact : 0341279471


🥥🍫 VAOVAO Mahafaly  HO AN'NY MPANKAFY TSIRO MIAVAKA! 🍫🥥Mifankatia ao anaty m**o iray ny hanitry ny voanio sy ny hamamin'...
01/06/2026

🥥🍫 VAOVAO Mahafaly HO AN'NY MPANKAFY TSIRO MIAVAKA! 🍫🥥
Mifankatia ao anaty m**o iray ny hanitry ny voanio sy ny hamamin'ny sôkôla, ka mamorona tsiro manankarena sy mahasarika tsy hay tohaina! 😍
✨ CUISSE DAME COCO & CHOCO LANIKO ✔️ Malefaka sady matsiro ✔️ Tsiro miavaka manaitra ny lela ✔️ Mety amin'ny sakafo maraina, goûter na rehefa te-hisakafo kely
💰 500 Ar 💰 1 000 Ar
🔥 Tsiro manaitra, hanitra manintona, fahafinaretana isaky ny kaikitra!
📞 Raiso dieny izao ny anao : 034 12 794 71
💛 LANIKO — Natao tamim-pitiavana, hankafizin'ny mpankafy tsiro rehetra.

🔥✨ LANIKO – Ilay tsiro tsy hadino😋 ✨🔥Efa nanandrana  ve ianao????…  😏🥖 Fromage → tsiro manaitra  ✨💥🧄 Ail → tsiro mahery,...
27/05/2026

🔥✨ LANIKO – Ilay tsiro tsy hadino😋 ✨🔥
Efa nanandrana ve ianao????… 😏
🥖 Fromage → tsiro manaitra ✨💥
🧄 Ail → tsiro mahery, 🔥
🌶️ Poivre → tsiro masiaka kely, 😌🔥
👉 Tsy mila fanazavana intsony… efa fantatrao ny tsirony🤗🤗🤗🤗
👉 Izay mbola tsy nanandrana🤔manaova commande 🥰🥰🥰Ianareo izay efa nihinana 😋😋😋 miverena maka indray e😏🤗🤗🥰🥰🥰🥰
💛 LANIKO – tsy sakafo fotsiny, fa traikefa ao am-bava
💬 “Indray manaikitra… dia efa te hiverina ho azy ianao”
📍 Azo alaina izao – aza avela ho lasa fahatsiarovana fotsiny ✨

✨ Andro nahafinaritra sy feno traikefa ho anay teto amin’ny LANIKO androany 🤍Nahazo voninahitra izahay nasaina nandray a...
23/05/2026

✨ Andro nahafinaritra sy feno traikefa ho anay teto amin’ny LANIKO androany 🤍
Nahazo voninahitra izahay nasaina nandray anjara tamin’ilay défilé de mode nokarakarain’i AMALGAME 👠✨
Mankasitraka indrindra anareo AMALGAME tamin’ny fikarakarana sy ny fandraisana mafana 🙏
Faly izahay nahita sy nizara fotoana tamin’ireo olona maro tonga nanohana sy nankafy ny vokatray 💛
Misaotra antsika rehetra manohana hatrany ny LANIKO 💫
Mbola lavitra ny dia fa miaraka aminareo dia vao mainka mahery izahay 🚀

🔥✨ VAOVAO ETO @ LANIKO ✨🔥Tonga indray ireo tsiro vaovao ho an’ny CACAPIGEONS 😍🤤🌶️ Ny Tsiro Poivre 🧀 Ny Tsiro Fromazy🧄 Ny...
21/05/2026

🔥✨ VAOVAO ETO @ LANIKO ✨🔥
Tonga indray ireo tsiro vaovao ho an’ny CACAPIGEONS 😍🤤
🌶️ Ny Tsiro Poivre
🧀 Ny Tsiro Fromazy
🧄 Ny Tsiro Tongolo Gasy
Tsiro telo samy hafa…
fa samy mampatsiro sy mampiverina maka daholo 😋🔥
Iza amin’ireo no tianao andramana voalohany? ??👇

[FAMPANDREHANA OFISIALY - FORMAT VAOVAO LANIKO] 💛Miharahaba antsika rehetra mpanjifa sy mpiara-miasa sarobidy!Mba hahafa...
21/05/2026

[FAMPANDREHANA OFISIALY - FORMAT VAOVAO LANIKO]
💛Miharahaba antsika rehetra mpanjifa sy mpiara-miasa sarobidy!
Mba hahafahanay manolotra cacapigeons , matsiro ary manana kalitao avo lenta hatrany (satria tsy mampiasa akora ratsy na menaka efa niasa), dia misy fiovana sy fandaminana vaovao eto amin'ny famokarana LANIKO manomboka anio.
Noho ny fiakaran'ny vidin'ny akora fototra eny tsenany,
Ireto ny format ofisialy misy manomboka izao :
✨ Format Goûter : Fonosana 400 Ar (milanja net 39g (Mety tsara ho an'ny ankizy ).
✨ Format Apéro : Fonosana 800 Ar ( milanja net 80g (Ilay mahazatra be mpitia).
✨ Grand Format Familial : Fonosana 1500 ary (milanja net 120g (Ho an'ny mpianakavy na ho an'ny rery tia mitsakotsako).
❌ Mijanona tanteraka kosa ny format 170 Ar teo aloha.
🎁 TOLOTRA MANOKANA HO AN'NY MPIVAROTRA SY MPANINJARA (ÉPICIERS)Ho fisaorana anareo mpivarotra maka entana aminay sy mifatotra amin'ny marika LANIKO, dia mihatra ny tolotra kadoa:👉 Isaky ny mandray sachet 50 ianareo (format 500 Ar na 1 000 Ar na 2000ar), dia mahazo sachet 1 MAIMAIMPOANA (Gratuit) fanampiny! (Azonareo amidy na ho tombony madio ho anareo).
!📞 Raha hanafatra na hanao kaomandy (Livraison):Envoyez-nous un message en privé (MP) na miantsoa mivantana amin'ny laharan'ny finday: 034 12 794 71
LANIKO: Plus de croquant, plus de plaisir! 🥖✨

14/05/2026

✨ VAOVAO LEHIBE ✨
Faly izahay mampandre anareo fa handray anjara amin’ny ✨AMALGAME FASHION SHOW – 2ème Édition✨ 😍
📅 Ny 23 Mai 2026
📍 Eny amin’ny IKM – Ivon-toeran'ny kolontsaina Malagasy
⏰ Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro
Tongava maro hanohana ny lamaody sy ny talenta malagasy 🇲🇬✨
🍞💛 Ho eo ihany koa izahay LANIKO hitondra ireo vokatra matsiro sy hanome fotoana mamy iarahana aminareo rehetra !
Aza adino ny mitsidika ny stand-nay : ✨ hihaona sy hifankahita ✨ haka sary ✨ hankafy ny hetsika sy ny défilé de mode ✨ ary hanandrana ireo vokatra LANIKO
Miandry anareo izahay ❤️

Address

45Ter/1 Ambohidravaka Tangaina Ampitatafika
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laniko Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share