Maison Magnifique

Maison Magnifique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison Magnifique, Wholesale & Supply Store, ANTANANARIVO, Antananarivo.

⏺️ Mivarotra : MATELAS ORTHOPÉDIQUE, ONDANA, PARRURE DE LIT, TAPIS,...
🚛Livraison MATELAS : GRATUITE eto Antananarivo, mandefa any aminy FARITRA
☎️Contact : 034 20 121 13
☎️WhatsApp : 034 20 121 13

28/04/2026

📞 034 20 121 13 / Watsapp ny Laharana ifandraisantsika mivantana.

Aza misalasala mametraka fanontanina momba ny MATELAS fa afaka mandray anareo foana izahay hanomezana fahafam-po anareo MPANJIFA

MATELAS ORTHOPÉDIQUES ilay ato aminay, forte densité, Anti-acarien sy bactérien, Hypoalergique dia vaovao tsara ihany koa izy ireo.
Misy gamme 2 ato aminay :
⏩GAMME STANDARD 14 à 20cm
⏩GAMME CONFORT 20cm épaisseur ihany natao ho an'olona plus de 70kg

Refy disponible de suite : 90/190, 140/190, 150/190, 150/200, 160/200, 180/200 ary 200/200cm, ny refy hafa kosa disponible sur commande dia misy acompte 30% ary vita 15andro aoriana.

🚛 LIVRAISON GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra, mandefa aminy FARITRA rehetra ihany koa

01/04/2026

MANKASITRAKA NOSY BE 🙏♥️

Ilay GAMME CONFORT izao ny an'ity CLIENT iray ity no nalainy.
Afaka manao LIVRAISON GRATUITE avy hatrany izahay ho antsika eto ANTANANARIVO renivohitra.
MATELAS ORTHOPÉDIQUES ilay ato aminay, mousse sans ressort ihany koa.

GAMME STANDARD : 14 à 20cm épaisseur
GAMME CONFORT : 20cm épaisseur ihany ho an'olona ngeza mihoatra ny 70kg izy io

Refy : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm

📞 034 20 121 13 / WhatsApp

FAMPILAZANA Mampafantatra anareo izahay ato Maison Magnifique  fa hisy fiakarana ny vidiny kidoro ato amintsika manombok...
28/03/2026

FAMPILAZANA

Mampafantatra anareo izahay ato Maison Magnifique fa hisy fiakarana ny vidiny kidoro ato amintsika manomboka ny volana APRILY.

Noho ny fiakarany AKORA FOTOTRA dia voatery izahay mapiakatra ny VIDINY KIDORO ahafahana manome ny FENITRA sy KALITAO ny KIDORO atolotray anareo.

MISAOTRA foana aminy FANJIFANA sy FAHATOKISANA tompoko 🙏

26/03/2026

TSARA TSONDRANO o🙏
Tongavasoa any FIANARANTSOA any

Aterinay GRATUITE tonga eny aminy TRANSPORTEUR izay safidinareo ny MATELAS ho anareo any aminy FARITRA
Misy avokoa ny refy : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm

📞 034 20 121 13/ WhatsApp
🚛 Livraison GRATUITE ANTANANARIVO renivohitra (6/7j)
Afaka manao livraison DIMANCHE ihany koa fa alefa mialoha ny COMMANDE

Afaka mamatsy tsara izay isa MATELAS ilainareo izahay fa aza misalasala manao COMMANDE.Afaka mijery mivantana ihany koa ...
21/03/2026

Afaka mamatsy tsara izay isa MATELAS ilainareo izahay fa aza misalasala manao COMMANDE.

Afaka mijery mivantana ihany koa dia afaka manao COMMANDE EN LIGNE fa azo antoka tsara izahay.
Tsara foana mampatsiahy antsika fa misy karazany 2 izy io ato aminay :
1 : GAMME STANDARD 14 à 20cm épaisseur natao ho an'olona kelikely izy ity
2 : GAMME CONFORT 20cm épaisseur izay natao ho an'olona plus de 70kg

Mousse 💯 sans ressort, forte densité, anti-acarien et bactérien, hypoalergique, vaovao vita Maurice marque Le sommeil

Refy afaka jifainareo avy hatrany : 90/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm
Mandray izay refy mety aminao ihany koa izahay fa mametraka acompte tompoko

📞 034 20 121 13 / WhatsApp

LIVRAISON ANIO eto ANTANANARIVO 😍Gamme standard 140/18/190cm sy 140/16/190cm indray ireto dia olona 1 ny tompony. Mankas...
10/03/2026

LIVRAISON ANIO eto ANTANANARIVO 😍

Gamme standard 140/18/190cm sy 140/16/190cm indray ireto dia olona 1 ny tompony.
Mankasitraka foana tompoko 🙏

Omena FIHENAM-BIDY no aterinay GRATUITE ianareo maka MATELAS mihoatra 2.
Mousse 💯 sans ressort ilay ato aminay, forte densité, Anti-acarien, Hypoalergique, vaovao vita Maurice

Afaka manatitra avy hatrany izahay ny Alatsinainy hatraminy Asabotsy.
Afaka manao LIVRAISON DIMANCHE ihany koa fa mba alefa mialoha ny COMMANDE.

📞Aza misalasala miantso ny laharana 034 20 121 13/ WhatsApp na ao aminy Hafatra miafina ihany koa.

10/03/2026

Mankasitraka indrindra TSIHOMBE 🙏🙏

Ny azy ity GAMME CONFORT 140/190 (2 places)
Tena oe zava-dehibe ny FAHATOKISANA ka dia misaotra be dia be ho anareo MPANJIFA avy any aminy FARITRA mahatoky tanteraka anay tompoko 🙏

Afaka manao LIVRAISON aminy REFY REHETRA izahay : 90/190, 120/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm
✅Gamme standard : 14 à 20cm
✅ Gamme confort : 20cm épaisseur natao ho an'olona plus de 70kg

📞 034 20 121 13/ WhatsApp
🚛 Livraison GRATUITE foana eto ANTANANARIVO renivohitra, ho anareo any aminy FARITRA aterinay GRATUITE tonga eny aminy transporteur izay safidinao ny MATELAS
📌 Emballage toy ny aminy sary : 30.000ar ( hiarovana azy aminy lalana)

09/03/2026

Afaka tonga dia jifainareo avy hatrany izy ireto🥰
Importé dia misy loko : Noire, Rose, Beige, Blanc ary bleu.

📞 034 20 121 13 / WhatsApp
📌 Ataontsika GRATUITE foana ny livraison eto ANTANANARIVO renivohitra

06/03/2026

Manao LIVRAISON GRATUITE isan'andro izahay fa aza misalasala manao COMMANDE
MATELAS ORTHOPÉDIQUES : mousse sans ressort, forte densité, anti-acarien et bactérien, hypoalergique, vaovao vita Maurice marque Le sommeil

GAMME STANDARD : 14 à 20cm épaisseur
GAMME CONFORT : 20cm épaisseur natao ho an'olona plus de 70kg

Refy: 90/190, 120/190, 140/190, 150/190, 160/200, 180/200 ary 200/200cm
Mandray COMMANDE izay refy mety aminao ihany koa

📞 034 20 121 13 / WhatsApp
Ny PRIX ao aminy COMMENTAIRES

05/03/2026

🥰 MIROIR WAVY 🥰

Couleurs : rose, blanc, beige, bleu
Importé disponible de suite
Dimensions : 160/60cm

📞 034 20 121 13 / WhatsApp
🚛 Livraison GRATUITE foana ary eto ANTANANARIVO renivohitra

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
101

Telephone

+261342012113

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison Magnifique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share