Mitsinjo Aina

Mitsinjo Aina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mitsinjo Aina, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

 💠Inona moa no atao hoe perte❓💠Ny atao hoe perte dia ilay antsointsika hoe Perte Blanche na koa tsiranoka fotsy2 avy ami...
04/12/2024



💠Inona moa no atao hoe perte❓

💠Ny atao hoe perte dia ilay antsointsika hoe Perte Blanche na koa tsiranoka fotsy2 avy amin'ny Vagin sy ny Col de l'utérus ka mivoaka @ fivaviana. Mivoaka izy io manomboka @ ilay atao hoe ADOLANTSENTO(puberté) ary mandritra ny androm-piainan'ny vehivavy 😊👩.

💠Misy karazany ny perte, izay miloko Fotsy(blanche), Mavo(jaune) ary Transparent(sahalan'ny tapotsin'atody), misy koa tonga de ohatran'ny rano masisosiso.

💠"Leucorrhées" ihany koa no ilazana azy io izany hoe tsiranoka natoraly sy normal tsara (physiologique) izy io ho an'ny vehivavy.

💠 TSY NORMAL KOSA NY PERTE RAHA TOA KA:

Miova ny lokony izany hoe: lasa Marron na Mavo2 na Maitso2 ary indrindra fa misy misy fofona ratsy(maimbo sahala ny trondro lo), mety hangididy ihany koa ilay izy ary mety hitosaka be.

💠Inona ary no mahatonga izany❓

◼Mety avy @ Infection Vaginale izy io na loto

◼Ny sperme ihany koa dia mampiova ny fofon'ny perte

◼Mety hoe "Stress" ihany koa ka mahatonga ny trouble hormonale

◼Mety hoe mitondra vohoka ilay vehivavy, izay isan'ny tena ahitana ny perte satria miova ny toe-batana

◼ Mety hoe ny Rano isasana, ny Slip anaovana, na fomba fikarakarana ny fivaviana no mahatonga ny perte.

◼ Ary indrindra aretina avy @ firaisana ara-nofo ( mety avy @ vavy ary mety avy @ lahy

💠Inona ary no tokony hatao❓

Aza mandrimandry manana aretina fa tena miteraka hatrany aminy tsy fazahoana zaza mihintsy izy io

Izahay dia manana vokatra natao hanalana tantetaka io aretina io aminy sarany 30000ar

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia atsoy ny laharan'ny finday:
0387271115

📢📢📢TENA PROMOTION BE AMINY VIDINY 17000AR  HOANTSIKA ILAY EFA ELA NITADIAVANA ANEFA MBOLA TSY NAHITA ILAY TENA MAHAFA_PO...
14/07/2024

📢📢📢TENA PROMOTION BE AMINY VIDINY 17000AR HOANTSIKA ILAY EFA ELA NITADIAVANA ANEFA MBOLA TSY NAHITA ILAY TENA MAHAFA_PO, SADY MBA HITARITATSIKA IREO NAMATSIKA HANJIFA AZY.


Mila mitombo lanja fa tena kely?
Mora very tadidy?
Mila hery fiarovana?
Na lehibe na kely, na miasa na mianatra.
Natao ho anao ny proteine 100% natoraly ato aminay.
À base de soja et lait.
Proteine : 69g, Glucide:10g, Lipide:8g
Riche en calcium, Vitamine, fer, Zinc...



Fifandraisana:0346877341

⛔⛔ ! Ny Massage dia fitsaboana ilaina satry amin izao fotoana izao dia maro ny aretina sy ny loto isan karazany izay ita...
10/07/2024

⛔⛔ !

Ny Massage dia fitsaboana ilaina satry amin izao fotoana izao dia maro ny aretina sy ny loto isan karazany izay itantsika eny andalana eny, na ny SAKAFO aza lasa betsaka ny tsy mahasalama
Ilaina ny manao Massage
🍀Massage therapeutique 🍀
Reflexotheraphie
Massotheraphie
Kinesitherapie
Relaxation
Faciale
PIEDS LOURDES
Dos
➡Spécialité anay ihany koa ny mitsabo ny NERF SCIATIQUE aminy alalany otra ihany dia afaka ary mivoaka ao ianao miato ny fanaintainana

➡ ireo rehefa ireo dia aminy sarany 20000ar raha zahay no manantona anao any antranonao!

Contact: 0388228699

Aza misalasala ary tompoko miantso fa vonona handray anao antanandroa zahay ary vonona hikarakara anao.

Le Massage a domicile est ouvert a tous ici dans la capitale AntananarivoFaites de nombreux type de Massage tels queREFL...
10/07/2024

Le Massage a domicile est ouvert a tous ici dans la capitale Antananarivo
Faites de nombreux type de Massage tels que
REFLEXOTHERAPHIE
MASSOTHERAPHIE
RELAXATION
FACIALE
DOS
PIEDS LOURDES
AMINCISSANT

N hesitez pas a Appeler le numero

📞0388228699

Ou envoye un message
Merci a vous 👍

 ➡MIASA AMINY FOTOANA HILANA AZY ARY TONGA DIA MIASA AVY HATRANY SADY HAINGAM_PIASA➡AHAFAHANA MITSABO NY OZATRA MALEMY  ...
09/06/2024



➡MIASA AMINY FOTOANA HILANA AZY ARY TONGA DIA MIASA AVY HATRANY SADY HAINGAM_PIASA

➡AHAFAHANA MITSABO NY OZATRA MALEMY

-MAMELONA NY HOZATRA ARY MAMPATANJAKA AZY.

-Mampikoriana tsara ny Ra(Lio)

-MIARO NY FAHATONGAVANA ALOHA LOATRA sady mahavita mitsabo azy tsy hiverina ho mora tonga intsony.

-Manasitrana ny valahana marary

-MIARO SY MITSABO NY PROSTATE(Te hi-pipy matetika anefa tsy mahalatsaka,Misy ambiny kely mandena ny ati-kilaoty,Mangirifiry rehefa mi-pipy,Mitohana tsy maha latsaka pipy)

➡PRODUIT NATUREL METY HO AN'I LEHILAHY REHETRA(Na manana olana amin'ny Fo ianao na Diabetique na hypertension na Alergie dia afaka mampiasa azy avokoa)

Afaka mandefa aminy faritra rehetra(azo antoka sy azo hametrahana fahatokisana tompoko)

Prix:20000ar

Fifandraisana:0346877341
Livraison posible

🎆 🎇⛔ 🔵  HOE TSY FAHAMPIANA CALCIUM  FAMBARA FA TSY AMPY CALCIUM NY OLONA IRAY   -Mitaintina lava ,tsy mazoto homana,tsy ...
09/06/2024

🎆 🎇



🔵 HOE TSY FAHAMPIANA CALCIUM

FAMBARA FA TSY AMPY CALCIUM NY OLONA IRAY

-Mitaintina lava ,tsy mazoto homana,tsy dia mahita tory

-Ambany ny tosi-Dra,Mikorontana ny fidobokiny Fo

-Makiana be ny hoditra dia mihofakofaka,manify ny volo sady maina be,mora tapaka ny hoho

-Mora tapaka ny taolana,

-Kelikely Aina sady mora reraka,

Marary Nify lava


-Crampe matetika,Volivoly ny vatana,Mety mifanintona mihintsy na tsy mahatsiaro tena na verivery Saina

-Manao crise de tetanie,izany hoe mikaraikona ny felatanana,mihinjitra be ny tanana sy ny tongotra(Tsy haiko tsara ny manazava azy aminy tenin-drazana)



-Stréssé sy mikorotan-tsaina,kizitina,masiaka,mora tezitra

-Marary an-doha lava,

-Mitebiteby lava

-Tsy fahitana tory, Maso tsy mahazaka hazavana

-Sarotiny rehefa mitondra vohoka na mora afa-jaza

-Miakatra tosi-Dra,

-Palputation cardiaques

-spasmophilie na crampe matetika

-Fatugue general

-Fadim-bolana mikorotana(Sns...)

🔵 ANEFA NY CALCIUM SY MAGNESIUM( Izany hoe raha tsy ampy manesuim ianao dia very fotsiny ny izay calcium hoaninao)

🎆🎆ZAHAY DIA MANOLOTRA VOKATRA NATORALY TSY ATAHORANA HISY EFFET SECONDERE HOANAO.

:20000AR

:20000AR

CONTACT:0346877341

Livraison tana,afaka mandefa aminy faritra rehetra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsinjo Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share