21/11/2024
Misy tany 5Ha amidy
Toerana : soamanandray ambohidratrimo
70.000ar/m² Mbola azo iadivana varotra
Misoratra amin'ny olona iray,ara-dalana ny taratasy.
Misy tany amidy 1800m²
Toerana : soamanandray ambohidratrimo
100.000ar/m² Mbola azo iadivana varotra
Misoratra amin'ny olona iray ihany koa, ara-dalana ny taratasy.
Mp raha Mila fanazavana fanampiny.
NB: SAMY TONGAN'NY FIARA DAHOLO IZY ROA IREO.