Allume feu écologique

Allume feu écologique Ho fanalàna fahasahirànana amin’ny fandehetana afo �

Helloo 👋Pour toujours plus de facilité, placez l’Allume feu écologique sur un morceau de charbon au lieu de le placer di...
19/11/2022

Helloo 👋

Pour toujours plus de facilité, placez l’Allume feu écologique sur un morceau de charbon au lieu de le placer directement sur votre réchaud 😉
Comme cela il ne tombera pas au fond surtout après avoir divisé le cube en 2 ou 3 morceaux (et oui!) pour l’économie 💶⏱🌎

À bientôt 🥰

Salama e 👋Ho fanatsaràna hatrany, hita fa mety kokoa ary tsy manahirana antsika raha asiana charbon ambanin’ilay allume ...
18/11/2022

Salama e 👋

Ho fanatsaràna hatrany, hita fa mety kokoa ary tsy manahirana antsika raha asiana charbon ambanin’ilay allume feu écologique antsika

Satria na lehibe aza ny makarakara amin’ny tsikalana dia tsy atahorana hilatsaka izy indrindra rehefa avy nozaraina ilay cube iray iny 😉

Ho avy manaraka ny vidéo 🥰

16/10/2022

👋👋

*vidéo accélérée 😊

11/10/2022
Salama e 🤗Jereo anie fa tsy manetroka mihitsy ilay fandrehetana mihoatra amin’ilay kitay menaka e ☺️
04/10/2022

Salama e 🤗
Jereo anie fa tsy manetroka mihitsy ilay fandrehetana mihoatra amin’ilay kitay menaka e ☺️

03/10/2022

Miarahaba antsika rehetra 🤗
Tongasoa eto amin’ny pejy 🔥

Inona ny antony ampiasàna ny allume feu écologique :
- mora ampiasaina
- tsy mamoaka setroka be
- tsy manempotra

Ny vidiny dia 200ar isaky ny carré. Mandeha amin’ny fonosana karazany roa : 10 sy 5 amin’ny vidiny 2000ar sy 1000ar avy.

Aza misalasala manoratra na miantso avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny 😊

Ity manaraka ity ny vidéo fampiasa azy.

Address

Rue Robert Boundry Tananarive
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Allume feu écologique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share