13/01/2025
ELECTRICIEN AUTO à domicile🚛🚚🚘🚗🚖🚕🚐
Aza misalasa miantso fa afaka manome ny fahafampo hatrany 😊
👉MAZDA TITAN ndray no natao teto
Ny problemany:🔧code phare tsisy nandeh
🔧Tableau tsisy nandeh na dia témoin 1 aza 🤫
Vita tsara ny asa, afapo ny tompony😊
Aza misalasa miantso ☎️0348349192 na 0335126522 na tongava MP💬