21/10/2023
💎Date de formation : 23 Octobre 2023
📣Formation CALL CENTRE ( Centre d'appel )
🎉Natokana manokana hoanareo izay tsy afaka andavan'andro na tsy manampotoana raha tsy week-end
📣 Rentrée : 23Octobre 2023
📣 Horaires : 8h à 11h /14h à 17h
💎Manolotra '_EMBAUCHE ho anao izay tsy hanasa ity
🌹 #60.000Ar monja (Io ihany ny vola aloa hoan'ny formation manontolo) dia ampy hanampy anao ahatafidiranao miasa.
📢Efa mihoatran'ny 4.000 ny mpianatra nampiofaninay ary efa nahazo asa daholo ny ankamaroany.
👉 🌹ANJARANAO IZAO🌹!!
💎Rentrée : Lundi 23 Octobre 2023
⏰ Faharetany: 2 semaines
📣 Horaires : 8h à 11h \ 14h à 17h
💎
✔️ Coaching en Entretien 🆗
✔️ Astuce en Test écrit dans les grandes boîtes => ASSURÉ 🆗
✔️Ny karazana asa rehetra hita any amin'ny Call center (Appel entrant, Appel sortant, Mail, Chat)=> MAITRISÉ🆗
✔️Simulation isaky ny ankizy =>OBLIGATOIRE 🆗
✔️ Famoronana CV=> BONUS 🆗
👏Vita formation:
🔥 Mahazo Attestation
🔥Misy Possibilité d'embauche amin'ny société partenaire anay
🔥Manao suivi foana izahay mandrapahitanareo asa eny na efa anaty asa ara ka mila fanampiana ianareo dia manampy foana izahay.
🏡Salle: 67ha( Akaikin'ny jovena 67 ha)
☎Contact:0336712113 ou MP
NB:
📢Voafetra ny toerana ary manaja ny fepetra ara-pahasalamana rehetra ho fisorohana ny aretina.