Mahafaly Ingénieur en BTP

Mahafaly Ingénieur en BTP Ny momba ny Génie civil rehetra

21/10/2020

Ny Mahafaly Ingénieur en BTP dia afaka manampy sy miara miasa aminao na amin'ny étude sy élaboration plan na amin'ny réalisation.
Tel: 0347162790
Mankasitsaka🙏🙏🙏🙏

Ny momba ny Fer indray no entiko amintsika androany:Ny béton misy Fer no antsoina hoe Béton armé. Manana andraikitra leh...
23/07/2020

Ny momba ny Fer indray no entiko amintsika androany:
Ny béton misy Fer no antsoina hoe Béton armé.
Manana andraikitra lehibe ny Fer amin'ny Ouvrage, izay antsoina hoe OSSATURE no fiantsoana azy, avy amin'ny teny hoe OS, iza midika amin'ny teny Gasy hoe: taolana,

Izy io dia nalaina taminy vatana Olona , biby izay manana taolana rehetra, izany hoe ny taolana no mihazona ny vatatsika manontolo.

Ny ahafahana mamanantatra ny Fer hampiasa dia miankina amin'ny calcul ny ouvrage izay hitondra ny charge ho entiny.

Manentana anao hatrany hanaraka ny pejy .
Mankasitraka🙏🙏🙏
0347162790
Mail:[email protected]

21/07/2020

Ny momba ny fototra indray no entiko amintsika androany.
Ny fototra dia misy karazany telo:
Izany hoe:
Fondation profond
Fondation Semi-profond
Fondation Superficiel
Izy io dia miankina amin'ny toerana sy zavatra hatao no ahafahana mamantatra ny misafidy azy.
Marihako eto fa ny fototra no maha izy ny fototrafitrasa .
Na tsara tahaka ninona ny plan rehefa ny fototra no tsy mahazaka dia zavapoana.
Mankasitraka ho antsika hatrany ny tenako.
🙏🙏🙏🙏
0347162790

Ireto ny matériaux ilana rehefa hanao trano,Miankina amin'ny plan ny ahafahana mamantatra tsara ny quantité hilaina amin...
16/07/2020

Ireto ny matériaux ilana rehefa hanao trano,
Miankina amin'ny plan ny ahafahana mamantatra tsara ny quantité hilaina aminy.

Manentana anao hanaraka ny pejy
Vonona hatrany amin'ny fiaraha miasa ny tenako.
Mail: [email protected]
034 71 627 90
Mankasitraka 🙏🙏

11/07/2020

Ny plan sy ny devis dia natao hiomanana amin'ny enti-manana mba hahafahana manangona tsikelikely "matériaux de construction" , na ireo fitovana ilaina amin'ny izany. i
Mahafaly Ingénieur en BTP dia afaka manampy antsika rehetra aminy izany. Mankasitraka.

10/07/2020

Tongasoa eto amin'ny pejy Mahafaly Ingénieur en BTP
ho anareo izay manana tetik'asa momba ny fotodrafitrasa rehetra.Mankasitraka🙏

Address

Antananarivo
101

Telephone

0347162790

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahafaly Ingénieur en BTP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share