Malagasy mitaky fahaleovan-tena tena Marina

Malagasy mitaky fahaleovan-tena tena Marina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy mitaky fahaleovan-tena tena Marina, Business Center, Ampitatafika, Antananarivo.

🔔❌Izay miaraka Amin'ny amboa lambo Dia amboa lambo...Ny miaraka Amin'ny amboa Dia Dia ambo dia‼️🔔Ambarao ahy namanao Dia...
23/12/2022

🔔❌Izay miaraka Amin'ny amboa lambo Dia amboa lambo...Ny miaraka Amin'ny amboa Dia Dia ambo dia‼️

🔔Ambarao ahy namanao Dia ho fantako amin'ny ampahany na ankapobeny mihintsy ny fiainanao🤭

🔔Izay miaradia amin'ny Hendry Dia Hendry ☝️fa 👉Aza manamarin-tena mihintsy hoe Hendry nefa sokona nifankahita tamin'ny adala ihany...

🔔Izaho ELIACE RALAIARIMANANA tsy miaraka Amin'ny ratsy maso fa tsy te hidiran'andro miaraka aminy, haiko tsara ny manavaka ny vary sy tsiparifary🙏

11/12/2022
👉Izaho no ELIACE RALAIARIMANANA manaiky sy vonona ny hanantanteraka ny iraka rehetra izay hanirahin'Andriamanitra🙏👉Ny te...
05/12/2022

👉Izaho no ELIACE RALAIARIMANANA manaiky sy vonona ny hanantanteraka ny iraka rehetra izay hanirahin'Andriamanitra🙏

👉Ny teny rehetra izay nampanantenainy Dia tsy maintsy ho TANTERAKA ,vonona hiatrika rehetra izay mety hitranga,JESOA KRISTY no kapiteny,izy manapaka ny hidy vy sy mandamina ny lalana kitoatoana rehetra 🙌

👉Mijoroa izay te HIADY amin ANDRIAMANITRA🙏

❌NY ANTONY MAHATONGA NY FIRENENA MIKOROSOFAHANA TOY IZAO DIA TSY MAHAFANTATRA NY TENA ANJARA ASANY FILOHAM-PIRENENA,HANY...
03/12/2022

❌NY ANTONY MAHATONGA NY FIRENENA MIKOROSOFAHANA TOY IZAO DIA TSY MAHAFANTATRA NY TENA ANJARA ASANY FILOHAM-PIRENENA,HANY KA SAMY MANAO IZAY HIADANANY KIBONY DAHOLO NA NY OLOM-BOATENDRY NA NY OLOM-BOAFIDY TSY MISY MPITENY😬

👉NY KELY TONGA SAINA MANARAN-DRENIRANO MANAIKY NY TSY FAHOMBIAZANA,MATAHOTRA NY VERY FINANANA KA MANAO SORONA NY HO AVINY TARANAKA SY NY FIRENENA😑

👉NY MPIARA MIASA AKAIKY AMIN'NY FILOHAM-PIRENENA IHANY NO MANIPY ODIN'ANKONDRO AZY KA TAFAJABAKA AO ANATIN'NY TENY TSY VOAHEVITRA HATRANY NY FILOHA👎

👉NY MPITONDRA ETSY ANDANINY TSY MANAM-BAHAOLANA FA VAO MAIKA AZA VESARANY FAHORIANA AMIN'NY FIAKARANY VIDIM-PIAINANA MIHAKATRA ISAN'ANDRO,VARY,JIRO,RANO
🔥MAMAY HOY NY FITENENANA🙄
❌HO ENTINY IRETO MPITONDRA AIZA AZA ITY FIRENENA SY NY VAHOAKA MALAGASY ITY E⁉️

👉Izaho ELIACE Ralaiarimanana Dia tsy mamihina ny soa amin'izay tokony omena azy raha azon'ny tanako atao ihany ka mahaso...
02/12/2022

👉Izaho ELIACE Ralaiarimanana Dia tsy mamihina ny soa amin'izay tokony omena azy raha azon'ny tanako atao ihany ka mahasoa ny firenena sy ny vahoaka Malagasy🙏

☝️Aoka hazava fa ny vahaolana izay arosoko ka omeko ny Mpitondra sy ireo Tompon'andraikitra eto Amin'ny firenena Dia tsy ilaiko tambiny😊,tsy ny tombontsoako manokana no hitabatabako ny tsy mety ataony eto Amin'ny firenena fa tombontsoan'ny vahoaka Malagasy iray manontolo🇲🇬

👉Ny soa atao levenam-bola fa ny ratsy atao loza mihantona Ary ny ratsy misaina ratsy mandrakariva manamorona ny hady hivarinany👎

👉Andriamatoa Filoha aza avela hiandry vasoka ny vahoaka Magasy Malagasy fa Fotoanan'izao hanazavanao mikasika ilay volam...
01/12/2022

👉Andriamatoa Filoha aza avela hiandry vasoka ny vahoaka Magasy Malagasy fa Fotoanan'izao hanazavanao mikasika ilay volamena nalefa nodiovina tany suisse😊?

👉Fanontaniana am-pahatsorana ka Mila valiny🙏

💥🔥Tena Marary anay vahoaka ny fanaovana tantely hafan-drakotra ny harem-pireneny Malagasy,toa olom-bitsy no mitatavana fa ny maro anisa ny ho hanina androany aza vao tadiavina rahampitso😑

💥🔥LASA MPAMITAKA NY VOAFITAKA REHEFA TAFARA-DIA AMIN'NY MPAMITAKA,DIA SADY MPAMITAKA NO VOAFITAKA FA NOFITAHINA...👉IZAY ...
30/11/2022

💥🔥LASA MPAMITAKA NY VOAFITAKA REHEFA TAFARA-DIA AMIN'NY MPAMITAKA,DIA SADY MPAMITAKA NO VOAFITAKA FA NOFITAHINA...
👉IZAY NO MAHATONGA AHY TSY MITOETRA MIARAKA AMIN'IZAY MPANAO FITAKA.🙏

✍️Izaho ELIACE RALAIARIMANANA Dia mitandrina fatratra mba tsy ho voafitaka sady tsy hamitaka fa hanavotra ireo nofitahana ka hamongotra ireo mpamitaka MBA ho samy ho lavitry NY fitaka☝️.

🤝Atolotro ho an'ny vahoaka Malagasy iray manontolo sy ny firenena ireo fahaizamanaoko rehetra hanavotako izao firenen-tsika izao🙏,Ary izany indrindra no hanamafisako hatrany fa Mbola aty amiko ny fanalahidin'i Madagasikara🔐
👉JESOA NO LOHANY ITY FIRENENA ITY🙏💛

"TSY AVELA NY TONTA SY NY ELA TSY HO ZANAKA TANTSAHA"💥🔥"Aza   raha tsy nahita ny hitan'ny hafa...Aza   TANTSAHA raha tsy...
29/11/2022

"TSY AVELA NY TONTA SY NY ELA TSY HO ZANAKA TANTSAHA"

💥🔥"Aza raha tsy nahita ny hitan'ny hafa...
Aza TANTSAHA raha tsy mahay ny fanaony.‼️

👉ELIACE RALAIARIMANANA matahotra an'Andriamanitra, zanaka tantsaha avy any amin'ny faritra soavinandriana itasy,mpikirakira fitaovam-pambolena,Ary manana traikefa amin'ny fambolem-bary,mahay ny asa rehetra FANAONY tantsaha!

👉Izay voky no maharaka ny namany ka andao aloha ny foton-tsakafotsika Malagasy no atao LAHARAM-PAMEHANA afahan-tsika mandroso🙏

💥🔥TSY MAHAFALY NY FRANTSAY NY HANDROSOAN'IREO FIRENENA NOZANAHANY KA ZARANY AZA MISY SARIBAKOLY AZONY LALAOVINY MBA HISA...
28/11/2022

💥🔥TSY MAHAFALY NY FRANTSAY NY HANDROSOAN'IREO FIRENENA NOZANAHANY KA ZARANY AZA MISY SARIBAKOLY AZONY LALAOVINY MBA HISAKANANY FAMPANDROSOANA;

🇲🇬Tany manan-karena i Madagasikara,na ambanin'ny tany na an-dranomasina Dia feno harena avokoa fa ny Mpitondra antsika hatrizay ka hatramin'izao no mamelona ireo vahiny sy miray tsikombakomba aminy mba hampahantra ny Malagasy😑

🔥INIANA ATAON'IREO MPITONDRA NY FAMPAHANTRANA NY MALAGASY😑
👉Mila mahaleo tena tanteraka raha te handroso fa tsy miaina ao anatin'izao fanjanahana ankolaka mahazo ny firenen-tsika izao,Mila ahitsy ireo Zavatra diso maro bé eto amin'ity firenena ity.

MANAIKY HO VELONA MBA HO FITHIANA NY HAFA IZAY MINO AN'ANDRIAMANITRA!🙏Mamafy tsara hijinja ny soa, tsy lany andro amin'n...
27/11/2022

MANAIKY HO VELONA MBA HO FITHIANA NY HAFA IZAY MINO AN'ANDRIAMANITRA!🙏
Mamafy tsara hijinja ny soa, tsy lany andro amin'ny resa-poana na manimba. VANONA💛

Tsara alahady aby🙏 , Dia aza adino ny fotoanan-tsiko ao Amin'ny onjam-peo 98.4 amin'ny 12 Ora atoandro hatramin'ny 1 ora,Hiresaka momba ny tanàna an'Antananarivo isika!
Ity laharana afahana mifandray mivantana raha misy fanontaniana manitikitika tianareo atao 034 95 232 96.

👉Ny ankahalako olona Dia ny   sy   fa tsy amin'ny maha olona azy velively😊👉Ny mpiara-miasa amin'i JESOA mankahala ny lai...
25/11/2022

👉Ny ankahalako olona Dia ny sy fa tsy amin'ny maha olona azy velively😊

👉Ny mpiara-miasa amin'i JESOA mankahala ny lainga sy ny zavatra rehetra tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra🙌

❌Halako ny mpandaiga sy ny mpanamarin-tena‼️
👉'zaho Eliace Ralaiarimanana Dia tsy miara miasa amin'ny mpadaiga velively!
❌Hiady amin'ny tsy rariny Ary Hijoro amin'ny fahamarinana hatrany‼️
👉Ho an'ny TANINDRAZANA 🙏

❌Na Iza faly na Iza tsy faly Dia izaho tsy maintsy Milaza ny marina ho an'ny firenen-tsika,ELIACE RALAIARIMANANA Dia kri...
24/11/2022

❌Na Iza faly na Iza tsy faly Dia izaho tsy maintsy Milaza ny marina ho an'ny firenen-tsika,ELIACE RALAIARIMANANA Dia kristianina tsy mijery arina an-tava ka tsy maintsy manitsy ireo rehetra diso lalana indrindra fa izao fitondrana izao‼️

❌Halako ny , Izay lazaina Dia
❌Tsy mendrika ho an'ny ireo olona tia tena sy mpambotry firenena ny fitondrana an'i
❌Mahonena ny ny mahita ireo vahoaka mahantra tsy mba migoka vokatrin'ny taniny,toa ny olom-bitsy no mitatavana sy manjakazaka ireo harem-pireneny😑

👉izaho ELIACE RALAIARIMANANA mpiara miasa amin'Andriamanitra Dia hamerina idray ny fisian'ny fahatokisana eo amin'ny vahoaka sy ny mpanao POLITIKA🇲🇬🙏

Address

Ampitatafika
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy mitaky fahaleovan-tena tena Marina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share