18/05/2026
🥕🍆🥒Ho anao mpamboly, Tia fambolena 🌶🌽🍓
FERTILISANT LIQUIDE BIO
Ilay zezika ranony natoraly ilain'ny fambolenao.
Mora ampiasaina:
-tapohana rano 10 Litatra ny zezika ranony VALOR-it 1 Litatra
-araraka mivantana Eo @ fototry ny zavamaniry
-elanelanina 2 hatramin'ny 3 herinandro ny fampiasana azy
Prix d'usine: 4.000ar/Litre
VALOR-IT
034 52 784 42
[email protected]