30/05/2022
Leo maniraka olona fona v hanao boost ,efa vofitaka fona?
Tongava Ary manao formation ato aminay ,na efa MBA mahay2 na mbola tsy misy zavatra hainao mihintsy makasika boost sy publicité facebook
Na efa manana carte bacaire na mbola tsy manana tongava fona fa efa misy carte spécial boost page ato Aminay tompoko Ary mombile Money no ampiasainao aminy(orange money ,mvola , airtel money) fa tsy Mila compte bancaire no sady tsy misy vola aloa isambolana rah mampiasa cartenay ianao
Izahay Dia vonona hanampy ianao foana isanandro2
Mankasitraka tompoko 😊🙏