Tantely pur officiel

Tantely pur officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tantely pur officiel, In-Home Service, Analakely, Antananarivo.

Arrivage tantely pur sy azo antokaMp hoan'izay lianaPrix 18 000arPrix livraison miankina amin'ny toeranaAfaka manao recu...
26/04/2021

Arrivage tantely pur sy azo antoka
Mp hoan'izay liana
Prix 18 000ar
Prix livraison miankina amin'ny toerana
Afaka manao recuperation hiany koa.
Misaotra tompoko ary mirary fahasalamana hoantsika rehetra

26/04/2021
20/05/2020

Efa kely sisa ilay tantely hoantsika mbola ts nahazo
15 000 ar litre
Frais 1000-2000

Arrivage tantely pur androanyAfaka alefa dieny izao ny commandePrix 15 000arPrix livraison 1 000-2 000ar
19/05/2020

Arrivage tantely pur androany
Afaka alefa dieny izao ny commande
Prix 15 000ar
Prix livraison 1 000-2 000ar

06/05/2020

VAHONA SY TANTELY

Bjr daoly ndray eeeee......
Efa maro isika no mahafanatra ny vokatsoa aminy fihinanana vahona sy tantely, anisan'ireo efa mahazo tombotsoa taminy izy ty za sy ny ankohonako ka tiko mba ho zaraina aminao ndray androany.
Narary nono nandritra ny taona vitsy 2 ny reniko,ary efa nataorana ho omamiadana mihintsy, refa nanao fitiliana nefa de nolazain'ny dokotera fa trouble hormonal, ninana fanafody izy fa mijanona kely de miverina indray. Olona no nanoro azy ity, ary refa nanao tretement tamin'io izy de sitrana ary tsy miverina tsony io aretina io, ny zaobaviko ko zay nitady zaza nandritra ny taona maro de napiasa azy ty ary 2 volana taty aorina de nahazo zaza izy ireo. Mbola maro akotran izay ny zavatra sitranina izy ty fa ny fomba fanamboarana azy no tena Tiana atoro anao androany satria somary lafo iany ty ra vidiana vita Ireto avy ary ny zavatra ilaina:
*Tantely 1/2 litre
*Vahona efa ranony 1/2 litre
*wiski 3sotro na Vieux Rome 2 sotro ( taoka ita eny aminy mivarotra taoka rehera fa misy soratra oe vieux Rhum)
Afangaro tsara daoly fotsiny reo de azo apiasana avy atrany.
Minana 2 sotro maraina de minana 2 sotro ariva.
Minana 3 erinandro de mijanona kely erinandro de aveo tohizana otrany zay fona mandrapa sitrana.
Ra ankasitrahanao ny torohevitra de aza adino ny manisy j'aime ny page sy ny mi partage.
De mirary fahasalamana ho antsila rehetra ndray oooo.....

Arrivage vaovao indray,tantely pur15 000 ar indray litreRaha toa ka liana dia afaka mandefa mp
01/05/2020

Arrivage vaovao indray,tantely pur
15 000 ar indray litre
Raha toa ka liana dia afaka mandefa mp

Miarahaba antsika rehetra,misy arrivage tantely pur indray rahampitso,vita amin'ny palissandre,17 000ar 1  litreFrais 10...
22/04/2020

Miarahaba antsika rehetra,misy arrivage tantely pur indray rahampitso,vita amin'ny palissandre,
17 000ar 1 litre
Frais 1000-2000ar
Raha liana dia afaka mandefa mp

14/04/2020

Salama ,tonga indray ny tantely pur,avy amin'ny palissandre,
17 000ar ny litre,
Frais entre 1000_2'000ar
Raha liana dia afaka mandefa.mp.avy hatrany.

Kely sisa amin'ilay tantely pur,izay tena ilaina tokoa ahafahana miaro tena 17 000ar litreFrais de livraison entre 1000-...
08/04/2020

Kely sisa amin'ilay tantely pur,izay tena ilaina tokoa ahafahana miaro tena
17 000ar litre
Frais de livraison entre 1000- 2 000 ar
Raha liana dia afaka mandefa mp

Miarahaba antsika rehetra,tonga indray ny arrivage tantely pur,17 000ar litre,Afaka manao livraison miankina amin'ny toe...
06/04/2020

Miarahaba antsika rehetra,tonga indray ny arrivage tantely pur,
17 000ar litre,
Afaka manao livraison miankina amin'ny toerana ny prix
Prix livraison entre 1000-2000ar
MP raha mila fanazavanafanampiny

Tantely pur 100%Mp izay lianaAfaka manatitra
02/04/2020

Tantely pur 100%
Mp izay liana
Afaka manatitra

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantely pur officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share