KIBO Madagascar

Call Directions Website Contact the business

KIBO Madagascar MORA INDRINDRA
Votre partenaire au quotidien

Fantatrareo ve hoe: ""Journée mondiale du diabète"" androany?😅Andao hiezaka hitandrina fahasalamana amin'ny alalan'ny sa...
14/11/2026

Fantatrareo ve hoe: ""Journée mondiale du diabète"" androany?😅

Andao hiezaka hitandrina fahasalamana amin'ny alalan'ny sakafo hoanina foana isan'andro!🤗

Ity ny recette atolotray ho anareo androany👇:

🥣🫘Salade de lentilles aux légumes

Sakafo ara-pahasalamana sady tsara tsiro😋

Andramo kely anie! Efa ireo amin'ny sary ireo avokoa ny fomba fikarakarana azy sy ny akora rehetra ilaina 🤗

Koa aza misalasala manatona ny magazay KIBO akaiky anao:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne:www.kibo.mg

Mazoto ery hiatrika ny tontolo andro rehefa ity céréales ity no atao sakafo maraina !😍🥣🥯Boules de céréales chocolat 750g...
13/11/2026

Mazoto ery hiatrika ny tontolo andro rehefa ity céréales ity no atao sakafo maraina !😍🥣

🥯Boules de céréales chocolat 750g

Ampiana ronono kely dia tena ao tsara!🥛😋

Mahavoky tsara sady tsara tsiro, amin'ilay mampi-te-hihinana foana !😅

Ho hitanao aty amian'ny magazay KIBO:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: https://shorturl.at/YrQDn

KIBO Lovers 😍Fantatrareo ve hoe inona avy ireo produits 4 hita aty amin'ny KIBO amin'ny alalan'ireo sary ireo?😂🤔Alefaso ...
13/11/2026

KIBO Lovers 😍

Fantatrareo ve hoe inona avy ireo produits 4 hita aty amin'ny KIBO amin'ny alalan'ireo sary ireo?😂🤔

Alefaso ao amin'ny commentaire hoe!🙆

Hitanareo daholo ve izy 4?😂

12/11/2026

🎅Chocolat de Noël chez KIBO 🍫

Wouah izany izy!😍 Chocolat isan-karazany milay be daholo🍫

Misy maro be azo isafidiana🥰

Tongava aingana aty amin'ny magasin KIBO akaiky anao:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: www.kibo.mg

🎊Promo weekend du 13 au 15 Novembre 🎊Promo be ny DADDY'S Chips aty amin'ny KIBO ! Misy saveur isan-karazany azo isafidia...
12/11/2026

🎊Promo weekend du 13 au 15 Novembre 🎊

Promo be ny DADDY'S Chips aty amin'ny KIBO ! Misy saveur isan-karazany azo isafidianana! 😍

Afaka hanalana embouteillage tsara😫, na koa ijerena film amin'ny weekend!😋

Araraoty fa hatramin'ny 15 Novembra ihany ity tolotra ity! 🥳

Aza misalasala manatona ny magazay KIBO:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: www.kibo.mg

Ehhh, 📢Jereo kely anie ireto vidin'entana mora be ireto e!😍Ato amin'ny KIBO ihany no tena ahitana vidin'entana tena mira...
12/11/2026

Ehhh, 📢Jereo kely anie ireto vidin'entana mora be ireto e!😍

Ato amin'ny KIBO ihany no tena ahitana vidin'entana tena mirary be toy izao!😉

Araho kely daholo anie ireto sary ireto e!🤗

Sombiny ihany ireo, fa misy karazan'entana maro be amin'ny vidiny mora be aty amin'ny magazay💛

Aza misalasala manatona ny magazay KIBO:

📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: www.kibo.mg

Manimanitra krismasy sahady  aty amin'ny KIBO!🎅🥳Efa tonga ny calendrier de l'avent antsika aty amin'ny magazay !🍫🎁Misy s...
11/11/2026

Manimanitra krismasy sahady aty amin'ny KIBO!🎅🥳

Efa tonga ny calendrier de l'avent antsika aty amin'ny magazay !🍫🎁

Misy sary isan-karazany, sady misy sary tsara kely daholo amin'ilay ankafizin'ny ankizy 😍

Tena mora be, misy maro azo isafidianana 🥰

Aza misalasala manatona ny magazay KIBO:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: www.kibo.mg

11/11/2026

Iza ilay namanao tsy misaraka aminao iny mihitsy na ao ampiasana ary? 😂

Mentionne-o kely ao amin'ny commentaire hoe!😉

"

Iza daholo ilay tia galety ato ?😂Aty kely aloha ny maso ary!👀🫓Galettes bretonnes 125gMatsiro kely sady tena mety atao go...
11/11/2026

Iza daholo ilay tia galety ato ?😂

Aty kely aloha ny maso ary!👀

🫓Galettes bretonnes 125g

Matsiro kely sady tena mety atao goûter ho an'ny ankizy!🥰

Mentionne-o kely ao aminn'y commentaire daholo hoe ilay namanao tia galety be ireny!😂😉

Ho hitanao aty amin'ny magazay KIBO akaiky anao:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: https://shorturl.at/rBPKx

🎊MERCREDI PRIX COUTANT🎊💥- 55% be izao ny fihenambidy amin'ity bonbons Fini ity rahampitso!🍬Araraoty, miaraka amin'ity Co...
10/11/2026

🎊MERCREDI PRIX COUTANT🎊

💥- 55% be izao ny fihenambidy amin'ity bonbons Fini ity rahampitso!🍬

Araraoty, miaraka amin'ity Cookies Chabrior matsiro kely ity!🍪

Tena mora be, sady manome hamamiana ho an 'ny tontolo andro !🥰

Tongava aingana aty amin'ny magazay KIBO akaiky anao:
📍Morarano Alarobia
📍Tanjombato
📍Ivato
📍Tamatave
📍Andraharo
📱Achat en ligne: www.kibo.mg

Address

Lot II I 20 AA Morarano Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00
Sunday 09:00 - 13:00

Telephone

+2612253099

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KIBO Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KIBO Madagascar:

Shortcuts

Share