Scoo'tax officiel

Scoo'tax officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Scoo'tax officiel, Business Center, Antananarivo.

18/02/2025

Miarahaba ny mpikambana
Ela2 kely fa efa miverina amzay🙏🙏🙏
Maromaro ireo nangataka hisina fihaonana atoato
Ho ataontsika mois de mars izay fahaonana izay.
Hivoaka kely isika mpankafy 2 roues eto fenoarivo alakamisy
Koa maro ireo mbola tsy ato anaty groupe fa dia manaonga mavesatra antsika hanao partage sy hi- invité aloha
Mahasoa ny fidirana amin'ny fikambanana toy itony. Misy fifampizarana

Mankasitraka foana eh👊👊
11/05/2023

Mankasitraka foana eh👊👊

Miarahaba eh👋👋Mankasitraka ireo izay efa nanjifa ny T-shirt SCOO'TAX ✔️🙏Dia mbola manentana antsika hatrany handray anja...
06/05/2023

Miarahaba eh👋👋
Mankasitraka ireo izay efa nanjifa ny T-shirt SCOO'TAX ✔️🙏
Dia mbola manentana antsika hatrany handray anjara satria hisy fivoahana iarahana isika aoriana kely ao(mois de juin) 🛵🏍️🚙🚗
Ireo amin'ny sary ireo misy sopapa kely amin'ny loko❤️💙🤍...
N.B:tsy opération t-shirt akory ilay izy ka hakana tombony fa tena prix mihintsy ilay 30000ar mba samy hanana isika mpikambana rehetra
Mankasitraka sahady 👊👊❤️

Miarahaba antsika mpikambana rehetra👋👋Ho fanamafisan-tsika ny fikambanana 🤞🛵sy  fanokafana ny pejy amin'ny fomba ofisial...
04/05/2023

Miarahaba antsika mpikambana rehetra👋👋
Ho fanamafisan-tsika ny fikambanana 🤞🛵sy fanokafana ny pejy amin'ny fomba ofisialy dia indro misy hetsika hanombohana izany🙂
Izahay dia mikarakara fanamiana iraisana (T-shirt 👕)
Ka toy io amin'ny sary io ilay izy,fa ny lokon'ny lamba no azo isafidianana(gris,rouge,grenat,noir...)
Amin'ny vidiny 30000ar✔️
Mp raha andefa commande ary eh☺️☺️
Après 2jours ny livraison
Mankasitraka sahady👊

Miarahaba antsika rehetra👋👋Ity page ity dia noforonina mba ahafahantsika  mifanampy amin'ny resaka   🛵 (olana,varotra,ta...
24/04/2023

Miarahaba antsika rehetra👋👋
Ity page ity dia noforonina mba ahafahantsika mifanampy amin'ny resaka 🛵 (olana,varotra,takalo, pièce,vidy...)
Koa araho hatrany ary ny page!!👍👍

Address

Antananarivo

Telephone

+261342364633

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Scoo'tax officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share