EL-M Consulting

EL-M Consulting Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EL-M Consulting, Business Center, Antananarivo.

18/05/2026

RECRUTEMENT:
- Commerciaux en freelance

poste basé à Dubai
- Commerciaux
- Cleaners
- Waitress

Veuillez nous contacter en mp si intéressé

TE HANANGANA ORINASA VE IANAO? Afaka ankininao aminay ny fanantaterahana izany raha tsy manam-potoana ianao hivezivezena...
04/05/2023

TE HANANGANA ORINASA VE IANAO?
Afaka ankininao aminay ny fanantaterahana izany raha tsy manam-potoana ianao hivezivezena sy hikarakarana izany.
Aza misalasala manantona anay ao amin'ny mp raha mahaliana anao na misy fanontaniana na hanjifa ny tolotra.

MANANGANA ORINASAMANANGANA BUSINESS PLAN Manana tetik'asa ve ianao ka Mila manangana business plan? Sa te hanangana orin...
16/03/2023

MANANGANA ORINASA
MANANGANA BUSINESS PLAN

Manana tetik'asa ve ianao ka Mila manangana business plan? Sa te hanangana orinasa? Kanefa tsy manam-potoana na tsy hainao ny manao azy?
Izahay dia afaka manangana an'izany ho anao ka tsy Mila misahirana na mivezivezy ianao.
Aza misalasala manantona anay ao amin'ny mp raha misy fanontaniana na hanjifa ny tolotra.

CRÉATION D'ENTREPRISE - CONCEPTION BUSINESS PLAN - SAISIE ET MONTAGE ETATS FINANCIERSTe hanangana orinasa ve ianao sa ef...
02/03/2023

CRÉATION D'ENTREPRISE - CONCEPTION BUSINESS PLAN - SAISIE ET MONTAGE ETATS FINANCIERS

Te hanangana orinasa ve ianao sa efa manana sa manana tetik'asa?
Izahay Dia manana ireto tolotra ireto ho anao sy hanamora ny asanao:

- Création d'entreprise/ société : izahay no manangana azy, tsy Mila mivezivezy sy milahatra ianao

- Montage de projet: efa namboarinay ho anao ny outil hanamorana izany. Mameno fotsiny sisa no ataonao Dia mivoaka automatique hoe rentable sa tsia ny projet-nao: ny bilan, compte de résultat, capacité d'autofinancement, taux de rendement interne (TRI), Indice de profitabilité, Seuil de rentabilité

- Saisie comptable : izahay ihany koa Dia afaka manao ny saisie comptable sy montage Etats financiers

Aza misalasala ary manantona anay ao amin'ny MP raha misy fanontaniana na hanjifa ny tolotra. Tsy mamaly commentaires.

Entrepreneurs, startups, voulez-vous créer / formaliser votre société, ou monter un projet, ou externaliser votre gestion comptable et financière ?
Nous avons des offres/services intéressants pour vous.
N'hésitez pas à venir en mp pour plus de détails. Nous ne répondons pas aux commentaires.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EL-M Consulting posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share