DOPE Club

DOPE Club Ny tanjon'ny hetsika ataon'ny DOPE Club dia ny mba hampandrosoana ny tanora rehetra 🙂

Voafetra ihany ny toerana ka manasa anareo handefa hafatra miafina avy hatrany raha toa ka liana 😊
25/05/2023

Voafetra ihany ny toerana ka manasa anareo handefa hafatra miafina avy hatrany raha toa ka liana 😊

‼️Misalasala ve ianao ny amin'ny hoavinao ka mba mila torohevitra avy amina matihanina ?‼️

👉 Te hahay handray andraikitra eo amin'ny fiainanao fa tsy hitanao ny hanombohana azy ?

👉 Izahay DOPE Club dia mikarakara ''conférence'' lehibe hanasanay anareo rehetra ray aman-dreny sy ny tanora indrindra indrindra, ho fanampiana azy ireo hahay hitondra tena sy hahay hanao safidy mendrika amin'ny lafim-piainana rehetra.

➡️ IZA no vahinitsika ? 🧔
I jeneraly Désiré RAMAKAVELO, izay tsy zoviana amin'ny maro amin'ny fampianarana sy torohevitra efa nomeny, no hitafa amintsika amin'io fotoana io. Mpampianatra sy mpikambana eo anivon'ny Akademia malagasy moa ny tenany.

➡️ RAHOVIANA ? 📆⏲️
Ny 3 jona hoavy izao manomboka amin'ny 9 ora hatramin'ny 11 ora maraina.

➡️ TOERANA ?🏢
Ao amin'ny 2ème étage ny ''Immeuble'' SuperU Analakely (ex Shoprite).

👉 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso 📞 ny laharana an-tarobia 0346261955 na mandefa hafatra miafina 📨 amin'ny pejy DOPE Club.

‼️Misalasala ve ianao ny amin'ny hoavinao ka mba mila torohevitra avy amina matihanina ?‼️👉 Te hahay handray andraikitra...
19/05/2023

‼️Misalasala ve ianao ny amin'ny hoavinao ka mba mila torohevitra avy amina matihanina ?‼️

👉 Te hahay handray andraikitra eo amin'ny fiainanao fa tsy hitanao ny hanombohana azy ?

👉 Izahay DOPE Club dia mikarakara ''conférence'' lehibe hanasanay anareo rehetra ray aman-dreny sy ny tanora indrindra indrindra, ho fanampiana azy ireo hahay hitondra tena sy hahay hanao safidy mendrika amin'ny lafim-piainana rehetra.

➡️ IZA no vahinitsika ? 🧔
I jeneraly Désiré RAMAKAVELO, izay tsy zoviana amin'ny maro amin'ny fampianarana sy torohevitra efa nomeny, no hitafa amintsika amin'io fotoana io. Mpampianatra sy mpikambana eo anivon'ny Akademia malagasy moa ny tenany.

➡️ RAHOVIANA ? 📆⏲️
Ny 3 jona hoavy izao manomboka amin'ny 9 ora hatramin'ny 11 ora maraina.

➡️ TOERANA ?🏢
Ao amin'ny 2ème étage ny ''Immeuble'' SuperU Analakely (ex Shoprite).

👉 Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso 📞 ny laharana an-tarobia 0346261955 na mandefa hafatra miafina 📨 amin'ny pejy DOPE Club.

Mirary tontolo andro mahafinaritra 😊
03/05/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra 😊

25/04/2023
Mirary tontolo andro mahafinaritra 😊😘
17/04/2023

Mirary tontolo andro mahafinaritra 😊😘

Bonne journée 😊😘
14/04/2023

Bonne journée 😊😘

Address

Antananarivo

Telephone

+261346261955

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DOPE Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share