16/10/2025
Akory anareo ato ? 😊🥹
elaela kely zay tsy de hita fa mbola variana nitolona kely fotsiny ✊
FANAMBARANA🫣
efa misy POULET FUMÉE sy POULET LAQUÉ ato aminay ary nahasokatra point de vente vaovao indray izahay eny Ampitatafika eny 🥳🥳
mandray commande ary manao livraison izahay anh 👍
Noho ny hafaliana be loatra dia manao promotion izahay mba hiverenanareo hitadidiana indray ilay tsiro teo aloha 🥰😍
POULET FUMÉE : 30.000ar kg
POULET LAQUÉ : 35.000 ar kg
service client : 038 11 554 57