Jeremia rakoto

Jeremia rakoto Tongasoa am tanร na

23/08/2025
23/08/2025

๐Ÿ“ Voasambotra ireo mpaka an-keriny zazavavy kely 5 taona tao Ambohimandroso Amparafaravola, Faritra Alaotra Mangoro, ny 13 aogositra 2025 hariva.

โญ• Nitaky vola 150 tapitrisa Ariary taminโ€˜ny reniny moa izy ireo ary taorianโ€˜ny fifanarahana dia tapaka fa 50 tapitrisa Ariary no homena. Natao ny fifanaovam-potoana ary nametraka vela-pandrika ny mpitandro ny filaminana ka olona miisa dimy no vaosambotra ny 14 aogositra 2025.

23/08/2025
14/08/2025

๐Ÿ’ฅโš ๏ธ๐—Ÿ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฎ๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ 5.000.000 ๐—”๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜†. Mbola tratra tany aminy ny vola 2.000.000 Ariary sy finday 5 ary taratasy maro entiny misoloky.
ยฉ๏ธPolisim-pirenena Malagasy

05/08/2025
05/08/2025

Henjehina mafy ireto mpanohitra sy annonceur d'alerte ireto nefa ianareo anie no tena mi-enchainer scandale eo e ๐Ÿ˜†
Nahita an-dr'i Fanirisoa nanondrana volamena ve ianareo sa nahita an'i Luc Herve nivarotra avion na Syntia be teny ratsy niaro mpamono olona ๐Ÿ˜†

Mbola tsy naheno mihitsy isika hoe Fidรจle razarapiera na maรฎtre hanitra nanao zavatra hafahafa tao ๐Ÿ˜…
Ianareo ihany no manao azy eo dia ianareo ihany no tezitra rehefa misy manakiana
LOL BE

04/08/2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261341530824

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeremia rakoto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share