Le marché moderne Mada

Le marché moderne Mada Meubles importés de haute qualité – confort, design et durabilité réunis. Donnez du style à votre intérieur avec l’excellence internationale.

Veuillez nous contacter sur Messenger et/ou WhatsApp 0342746605

26/08/2026

🇲🇬ASA IHANY.. (Belahy)

1-Dia diso ve ny tenako raha toa ka hamàky taratasy hita latsaka omaly, teny ILAFY(2)
Ny olona nanoratra tsy fantatra na iza ?
fa misy adressy hafahafa avy any Andriba
ka henoy e
Mitobaka ny fako hatreny ambonin’ ny arabé, milahatra ny afisy misy anaran-deputé
Mirehitra ny ala mandrava ny valàla
Mitombo ny mpitsindroka miha betsaka ny adàla ...ASA IHANY

Nandalo ilay minisitra tsy hita fa nisitrika
voasakana ny vam izay tsy ao anaty lisitra
izy anie tsy mpindrana fa tompon’ arabé
arahin-kortézy sy nitsoka sifflé, raha mandeha.
Nahatsiarovako lalao malàza t@ môndialy
kara-mena kara-mavo sifflé naseho an-tsary
miharihary
Mba rahoviana i Gasikara vao mibàta ny amboara?
Izay tonga dia manjavona na ny FF na dôllara
Tandremonao razandry
tandremo mandrimandry
tandremo lesy zandry aza mety ambara vandy
tandremo lesy zandry ka tandremo.....

2-Navadika ny pejy ka dia toa nampitebiteby
natompiko ny masoko ka avy hatrany dia grévy ,ny eo ambony
Nasiany sarin’olona mahia sy botrefona
Andrianampoinimerina manàmbana @ lefona aiaia

Mila mailo fa miharatsy ny fandehan-draharaha
mibanaka matetika ny fonjan’i Tsiafahy
Tsy misy tsy misondrotra hatramin’ny saran-dàlana
manao izay tiany hataony fa nahazo fahafahana ,afaka aaa

Nasiany sary mig t@ basy hélico
misoratra eo ambany fitondràna commando
miparitaka ny basy isan’andro misy maty
herisetra , hadalàna nefa tany tan-dalàna
ASA IHANY A...
Mitsatoka ny bôrne mazava ny @ iny
tany be izay midadasika no lasan’ireo vahiny,
novidiany
Novidiany hatramin’ny tany varo-maizina mangina
fahafahana manon-drabolamena sy safira
Zandry a ! vakio iny taratasiko iny
ny anarako tsy ambarako fa izaho dia mpivahiny
zandry a izaho mahatoky anao!

ASA IHANY AAAN
ASA IHANY OOOOO...

25/08/2026

25/08/2026

Tapis yoga,

14/08/2026

Regarde, suis et découvre encore plus de contenus tendance.

12/08/2026

Roulette et guidage

12/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Stepha Nie, Lily Ramamonjihasina

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Diera Nante Rakotomanga, Mendrika Iorenantsoa, Raeli'soa Ianja, Hasina Tantely...
12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Diera Nante Rakotomanga, Mendrika Iorenantsoa, Raeli'soa Ianja, Hasina Tantely Randrianjafison, Yvianne Colline, Rina Rabe, Niaina Malala Gabriella, Zamany Naomie, Fabienne Fanou, Nÿh Äïkõ, Ryah Nala, Stéphie Rahatsarajery

Découvrez nos produits disponibles💰 Prix attractifs✅ Qualité au meilleur prix🚚 Livraison disponible📲 Commandez dès maint...
12/08/2026

Découvrez nos produits disponibles💰 Prix attractifs✅ Qualité au meilleur prix🚚 Livraison disponible
📲 Commandez dès maintenant au 034 27 466 05
👉 Faites votre choix parmi nos produits !

BOUILLOIRE ÉLECTRIQUE PLIABLEPratique, compacte et facile à transporter ! Disponible en plusieurs couleurs.💰 Prix : 20 0...
12/08/2026

BOUILLOIRE ÉLECTRIQUE PLIABLE
Pratique, compacte et facile à transporter !
Disponible en plusieurs couleurs.
💰 Prix : 20 000 Ar seulement !
📲 Commande WhatsApp : 034 27 466 05
🚚 Livraison partout à Madagascar

SUPPORT TÉLÉPHONE FLEXIBLEPratique, solide et ajustable à volonté !🔥 Prix : 20 000 Ar seulement📲 Commandez maintenant au...
11/08/2026

SUPPORT TÉLÉPHONE FLEXIBLE
Pratique, solide et ajustable à volonté !
🔥 Prix : 20 000 Ar seulement
📲 Commandez maintenant au 034 27 466 05
🚚 Livraison disponible.

Address

Https://maps. App. Goo. Gl/bnvNSQyFgNroxZih 6
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 11:00

Telephone

+261342746605

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le marché moderne Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le marché moderne Mada:

Shortcuts

Share