01/07/2026
Manahoana daholo ☺️
‼️Lany indray aloha ny "huile de coco pressé à froid" tsika zao ‼️
👉Araho foana anefa ny pejy tsika, fa efa mikarakara vokatra omena anareo izahay ato.🥰
✔️Hoan'izay nangata asiana amin'ny Bocal kely ny "Huile de coco pressé à froid" dia nasianay amin'ny 75 ml ihany koa.☺️
👉Afaka manao commande mialoha foana inareo amin'ny huile de coco ato aminay, mandefasa Mp na koa miantso 📞0324179807