10/11/2022
Salama daholo ohh!!
Ary na ny voasary ihany koa kay dia misy promotion a😱😍
Aza hadino ni manisy j'aime ny page ary koa m_inviter amis ❤
Amty semaine ity ihian ny promotiona atsika a
5000ar ny mbola tsisy Voany
9000ar ny efa mamelana
14000ar ny efa misy voany
Karazany
Komkoite🍊
Mandarine🍊
Orange🍊
Citron (lehibe sy kely)🍋
Manome prix de gros ihany koa izahay a
Hoanizay mbola hivarotra
Mitongava mp aby ary mare raona ❤