Ma passion

Ma passion L'Art c'est ma passion ❤️

📢 Aza avela handalo fotsiny ny fialan-tsasatra!Fotoana tsara izao hanamafisana ny fahaizana sy hiomanana amin'ny taom-pi...
27/07/2026

📢 Aza avela handalo fotsiny ny fialan-tsasatra!
Fotoana tsara izao hanamafisana ny fahaizana sy hiomanana amin'ny taom-pianarana vaovao.
Ao amin'ny 3N School Ambohibahiny, dia misy fampianarana: 📘 Teny Frantsay 📗 Teny Anglisy 💻 Informatika
✨ Maimaim-poana ny fisoratana anarana. ⚠️ Voafetra ny toerana ka misorata anarana dieny izao!

BOKY IMPORTATION CHINE – 25.000 ArIty boky ity dia natao ho an’olona:te-hanomboka importation avy any Chinena efa nanand...
31/01/2026

BOKY IMPORTATION CHINE – 25.000 Ar

Ity boky ity dia natao ho an’olona:
te-hanomboka importation avy any Chine
na efa nanandrana fa matahotra very vola
na te-hahazo rafitra mazava sy azo antoka

Inona marina no ho azonao ao anatiny?
Tsy théorie, tsy resaka ankapobeny, fa torolalana feno

✔️ Fomba fisafidianana fournisseur azo itokisana
✔️ Ahoana no mifampiraharaha amin’ny Sinoa tsy ho very position
✔️ Fomba hisorohana arnaque sy ny fisolokiana
✔️ Calcul de coût marina (produit, transport, douane, frais cachés)
✔️ Fandaminana transport maritime / aérien / groupage
✔️ Fomba handraisana entana

👉 Ny tanjon’ny boky:
hiaro anao tsy ho very vola, alohan’ny hidiranao amin’ny importation.
💰 Vidiny: 25.000 Ar

📕 BOKY EXPORTATION INTERNATIONALE – 40.000 Ar

Ity boky ity kosa dia ho an’izay:
te-hivarotra produit local any ivelany
te-hiditra amin’ny marché international
te-hahazo client vahiny amin’ny fomba matihanina

Inona no tena ampianarin’ny boky?
✔️ Torolalana feno afahana manondrana malalaka
✔️ Fomba fitadiavana client any ivelany
✔️ Fepetra takian’ny normes, qualité, conditionnement
✔️ Documents export rehetra, hazavaina tsikelikely
✔️ Torolalana amin'ny fikarakarana taratasy
✔️ Stratégie hahazoana commande

👉 Ny tanjon’ny boky:
Hivelatra erak'izoa tontolo izao ny vokatra mamoiavaka an'i madagasikara, ary hiditra amin'ny sehatra goavana ny moandraharaha
💰 Vidiny: 40.000 Ar

Address

Antananarivo

Telephone

+261380898955

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma passion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ma passion:

Shortcuts

Share