Tendance Mini

Tendance Mini Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tendance Mini, Wholesale & Supply Store, Antananarivo.

🌟 Tendance Mini 🌟

Tout pour votre petit trésor 👶
🧸 Vêtements • Accessoires • Idées cadeaux
💛 Confort • Qualité • Style
📦 Livraison rapide & service attentionné

📞 038 05 572 77

🔥 PROMO faran’ny taona 🔥Air Max original 👟✔️ Style✔️ Confort✔️ Qualité🎁 Tonga lafatra ho cadeau 🎄Afaka miditra hafatra m...
27/12/2025

🔥 PROMO faran’ny taona 🔥
Air Max original 👟
✔️ Style
✔️ Confort
✔️ Qualité
🎁 Tonga lafatra ho cadeau 🎄

Afaka miditra hafatra miafina na antsoy ny 038 05 572 77

✨ Miverina indray izahay! ✨Elaela tsy hita fa efa eto indray miaraka amin’ny PROMOTION 🎉👕👗 Akanjo kely tsara kalitao💸 Vi...
17/12/2025

✨ Miverina indray izahay! ✨
Elaela tsy hita fa efa eto indray miaraka amin’ny PROMOTION 🎉

👕👗 Akanjo kely tsara kalitao
💸 Vidiny mihena manokana 7.000ar
👶 Mety ho an’ny zazakely sy ankizy

⏰ Tsy haharitra ela ny promotion, ka aza tara
👉 Araho tsy tapaka ny page ary alefaso message raha liana 📩❤️

🌧️👶 Ahoana ny fikarakarana zazakely amin’izao fotoanan’orana izao? 💕Rehefa avy foana ny orana dia mora tratran’ny hatsia...
20/11/2025

🌧️👶 Ahoana ny fikarakarana zazakely amin’izao fotoanan’orana izao? 💕

Rehefa avy foana ny orana dia mora tratran’ny hatsiaka sy ny rivotra ny zaza, ka tsara ny mitandrina. Ireto ny fikarakarana tsotra afaka ataon’ny ray aman-dreny:

🧣 1. Asio akanjo mafana
Akanjo lava, bonet kely, ary bodofotsy malefaka mba hiarovana amin’ny hatsiaka.

🌬️ 2. Aza avela ho tratran’ny rivotra mivantana
Atsaharo ny ventilateur, jiro mangatsiaka, na varavarankely misokatra.

🍼 3. Omeo zava-pisotro mafanafana kely
Rano mafana na ronono mafana (raha efa misotro tsara) mba hampitony ny vatana.

✨ 4. Atotoa menaka ho an’ny zaza
Didiho moramora ny lamosina sy tratra mba hanalefaka ny vatana sy hanomezana aina.

👀 5. Jereo foana ny soritr’aretina
Raha manomboka manavy, sempotra, na tsy mihinana ➜ tsara entina manontany mpitsabo.

Ny fiarovana kely isan’andro no mahatonga ny zaza ho salama sy milamina na dia amin’ny andro orana aza. 💛👶🌧️

❤️
18/11/2025

❤️

🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra 🙏Mankasitraka be ireo rehetra nividy sy nanohana anay ❤️Araho hatrany ny page fa mbo...
17/11/2025

🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra 🙏
Mankasitraka be ireo rehetra nividy sy nanohana anay ❤️
Araho hatrany ny page fa mbola hisy nouveautés ho avy ✨

❤️❤️ Mamy kely foana ny atolotray ho anareo e ! 🥰🥰Kiraro kely ho an’ny petits garçons 😍
15/11/2025

❤️❤️ Mamy kely foana ny atolotray ho anareo e ! 🥰🥰
Kiraro kely ho an’ny petits garçons 😍

❤️ Hoy ny Tompo aminao anio : Aza matahotra ❤️
14/11/2025

❤️ Hoy ny Tompo aminao anio : Aza matahotra ❤️

✨ Arrivage vaovao ✨Air Max ho an’ny ankizy – stylé, confortable ary maharitra 👟Misy loko maro: rouge, bleu, rose, noir👉 ...
11/11/2025

✨ Arrivage vaovao ✨
Air Max ho an’ny ankizy – stylé, confortable ary maharitra 👟
Misy loko maro: rouge, bleu, rose, noir
👉 Pointure 21 à 25
💰 Prix : 35.000 Ar
🚚 Livraison disponible partout à Madagascar
📞 Antsoy ny 038 05 572 77 raha te hanafatra afaka miditra am hafatra miafina ihany koa

🥰 Tena mahafatifaty be eee !Stylé, madio ary tsara akanjo 😍Tsy ho ela dia ho tonga koa ireo kiraro sy akanjo tahaka izao...
08/11/2025

🥰 Tena mahafatifaty be eee !
Stylé, madio ary tsara akanjo 😍
Tsy ho ela dia ho tonga koa ireo kiraro sy akanjo tahaka izao 🔥
👉 Araho tsy tapaka ny page mba tsy ho tara amin’ny arrivage vaovao !

💖 Robe kely tsara be ho an’ny zazavavy 💖Tena mety amin’ny fety na fivoahana 😍        ☑️  Age : 4 à 5 ans        ☑️  Prix...
07/11/2025

💖 Robe kely tsara be ho an’ny zazavavy 💖
Tena mety amin’ny fety na fivoahana 😍
☑️ Age : 4 à 5 ans
☑️ Prix : 10.000 Ar
Afaka manao livraison izahay manerana ny faritra 🚚
📞 038 05 572 77

05/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mianga Iriana Andrianamboarina, Tsiavanga Hotea Justine, Francia Nantenaina, Ar'su Louranne Annah Anddy, Farasoa Jersonia, Elinah Mimy

🧢 Satroka kely ho an’ny ankizy rehetra!Misy karazany maro sy loko samihafa – mety tsara ho zazalahy na zazavavy 😍💸 Vidin...
04/11/2025

🧢 Satroka kely ho an’ny ankizy rehetra!
Misy karazany maro sy loko samihafa – mety tsara ho zazalahy na zazavavy 😍

💸 Vidiny: 10.000Ar monja
✨ Mora vidy ary tsara kalitao!
🌞Tonga lafatra amin’ny fiarovana amin’ny masoandro sy hanomezana style mignon an’ny zanakao 🌞👶

📞 Afaka miantso ny 038 05 572 77 na mandefa hafatra miafina raha te hanao commande
🚚 Mandefa any amin’ny faritra koa izahay

Address

Antananarivo

Telephone

+261380557277

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tendance Mini posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share