21/10/2024
Fiadanana e Alahadin'ny mpitandrina ety @ FPVM soavimasoandro @ alahady 27oct 2024 izao koa manentana anao mb hanotrona any Rad mpitandrina Radonirina RANDRIANASOA sy ny ankohonany toy izao ny fandaharam-potoana @ izany
👨Alarobia 23oct : asam-pifohazana anasana ireo promotion @ 2or sasany
👨‍zoma 25oct : fijerena tantara masina @ 6or hariva
👨‍sabotsy 26oct: FIFADI-KANINA iarahana @ rwo pasteur nasaina manomboka @ 8oe maraina
👨‍alahady 27oct: Fitondrana ambavaka ny mpitandrina sy ny ankohonany @ 9or maraina
Ny atoandro Fiderana Lehibe iarahana @ ireo sampana eo antoerana sy vahiny nasaina
Tongava maro mb anohana an'zany Rad ntsija izany tahin'i Jesosy