27/01/2026
🌿 Découvrez les coulisses d’Alt Soap ! ♻️
Vous vous êtes déjà demandé comment on transforme de l’huile usagée en savon ?
Aujourd’hui, TAHINA, notre Boss de la production, vous montre quelques étapes :
-Préparation des matières premières
-Mélange intense (pas de bras, pas de savon )
-Mise en moule (spoiler : ce n’est pas du chocolat 😜)
Et surtout… hygiène maximale !
Le résultat ? Un savon 100% recyclé, prêt à être utilisé tout en respectant la planète 🌍
-------------------------------------------------------------------------
Efa nieritreritra ve ianao hoe ahoana no hamokarana savony avy amin’ny menaka efa niasa?
Androany, TAHINA, ny deban’ny famokarana ato aminay, dia haneho anao ireo dingana vitsivitsy amin’ izany:
-Fikarakarana ireo akora fototra
-Fampifangaroana izany (raha tsy misy ny sandry, tsy misy ny savony )
- Fametrahana azy anaty lasitra (tsy sokola io a 😜)
Ary tsy adino ny fitandrovana ny fahadiovana !
Ny vokany ? Savony 100% vita avy amin’ny akora voahodina, tonga dia azo ampiasaina sady manaja ny tontolo iainana 🌍