Arak’izany

Arak’izany Vente de vêtements en ligne

Salama o!  😁 Promotion mandalo dia miserana❗️🤭   Manomboka izao ka hatraminy alahady hariva dia misy an’ito fihenam-mbid...
19/06/2026

Salama o! 😁 Promotion mandalo dia miserana❗️🤭
Manomboka izao ka hatraminy alahady hariva dia misy an’ito fihenam-mbidy ito
Marihana fa manao livraison ny Arak’izany rahampitso sy ny alahady!!!
Midira Mp dia maka casta sy T-shirt aminy vidiny mirary

❗️Eeoohhh!!! Ho an’i bira manokana 🛎️Afaka manjifa ny vokatra arak’izany ao an-toerana nareo amin’ity andro ity!!!!
17/06/2026

❗️Eeoohhh!!! Ho an’i bira manokana 🛎️
Afaka manjifa ny vokatra arak’izany ao an-toerana nareo amin’ity andro ity!!!!

Ao tsara ve!!??? Efa misy dispo indray ny Oversize 😱Tonga dia midira Mp avy hatrany fa sao taraiky eo indray anh!!!! Pri...
16/06/2026

Ao tsara ve!!??? Efa misy dispo indray ny Oversize 😱
Tonga dia midira Mp avy hatrany fa sao taraiky eo indray anh!!!!
Prix: 75.000Ar 💶 / Livraison gratuite sur tana Ville🛵

Reto ny Casta sy ny T-shirt ary ny Oversize ❗️Rehefa mividy vokatra Arak’izany iny ianareo de tsy mividy Ankanjo tsotra ...
12/06/2026

Reto ny Casta sy ny T-shirt ary ny Oversize
❗️Rehefa mividy vokatra Arak’izany iny ianareo de tsy mividy Ankanjo tsotra fotsiny fa manaparitaka Toen-tsaina❗️
Tsy Zesta ity fa mokon-doha!! ✊🏾
🛵Livraison Gratuite sur tana ville📦
NB: Mandefa Faritra

👋🏾❗️Antsagano ny Saina ❗️🇲🇬🇲🇬Nareo ve tsy efa mangatsiaka be na maraina na atoandro na hariva?!Misy an‘ity sweat ity azo...
09/06/2026

👋🏾❗️Antsagano ny Saina ❗️🇲🇬🇲🇬
Nareo ve tsy efa mangatsiaka be na maraina na atoandro na hariva?!
Misy an‘ity sweat ity azonao jifaina ato @ arak‘izany
Prix:85.000Ar 💶 Livraison Gratuite sur tana 🛵

Eehh!! Na ny kely na ny lehibe!Na ny ghetto na ny Snob!!!Mividiana Oversize den‘izao!!! Prix:75.000Ar 💶 Livraison Gratui...
05/06/2026

Eehh!! Na ny kely na ny lehibe!
Na ny ghetto na ny Snob!!!
Mividiana Oversize den‘izao!!!
Prix:75.000Ar 💶 Livraison Gratuite sur tana Ville 🛵

03/06/2026

Efa kopy elah!

Mise a jour kely!! 🤭😂 Efa nivoka ny oversize fa aza tara! 😘
03/06/2026

Mise a jour kely!! 🤭😂
Efa nivoka ny oversize fa aza tara! 😘

Zany ny revy o!! 🤩🤩    Ho an’izay tsy te hisolosolo ankanjo ao anatiny ao de den’izao de alefaso ny commande sao ho tara...
01/06/2026

Zany ny revy o!! 🤩🤩
Ho an’izay tsy te hisolosolo ankanjo ao anatiny ao de den’izao de alefaso ny commande sao ho tara!!!!! 😁😁

01/06/2026

« Gay zany t-shirt an’ry Boussa e » 😂😂 matetika izahay naheno an’izay kozy zay taminy ito
Aza misalasala alefao ny commande!!!!
Aminy herinadro kosa izy miverina dispo de suite

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:00
Tuesday 09:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:00
Sunday 09:00 - 21:00

Telephone

+261388029351

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arak’izany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Arak’izany:

Share