Combine

Combine Combine est un cabinet de consulting en Administration, comptabilité et Finance d'Entreprise

19/04/2024

Recrute d'urgence un Agent d'entretien qui maitrise en même temps : maçonnerie - plomberie - travaux d'installation électrique ...
Connaissance en informatique sera un atout.
Expérience 2 ans minimum.
MP pour plus d'information.
Lieu de travail : Mahazoarivo

18/03/2024

Recrute d'urgence pour notre client :
- 02 Traducteurs : Chinois / Anglais / Français

- 02 : Responsables HQSE
Lieu de travail : Antananarivo ou en province suivant le projet
Rémunération : très motivantes

Envoyer votre candidature au : [email protected]
MP pour plus d'informations

15/02/2024

Mitady olona mahay Business plan miaraka am demande de financement. Efa manana reference. MP izay vonona.

13/02/2024

Mitady commercial junior ho isan ny equipe. Havanana tsara amin'ny teknolojia. Mp raha vonona ianao.

30/01/2024

Mipetraka any ivelany Madagasikara ve ianao, sa any amin'ny faritra?
- te hanangana trano na hanatsara ny efa ananana ?
- te hanara-maso ny fitantanana izany?
- te hanara-maso ireo lova na fananana aty an-tanindrazana?
- te hikarakara ny Ray aman-dreny aty an-tanindrazana nefa lavitra?
- sns ....
Mifandraisa mivantana aminay fa afaka manampy anao izahay.
MP fa hiaraka hiasa isika am-pitivana !

30/01/2024
25/01/2024

Mipetraka any ivelany Madagasikara ve ianao, sa any amin'ny faritra?

- te hanangana trano na hanatsara ny efa ananana ?
- te hanara-maso ny fitantanana izany?
- te hanara-maso ireo lova na fananana aty an-tanindrazana?
- te hikarakara ny Ray aman-dreny aty an-tanindrazana nefa lavitra?
- sns ....

Mifandraisa mivantana aminay fa afaka manampy anao izahay.
MP fa hiaraka hiasa isika am-pitivana !

Izahay dia : - Manao ny asa fanorenana trano rehetra- Ireo asa rehetra momba ny loko- Fanaovana sary sy devis- Ireo asa ...
09/09/2023

Izahay dia :
- Manao ny asa fanorenana trano rehetra
- Ireo asa rehetra momba ny loko
- Fanaovana sary sy devis
- Ireo asa rehetra momba ny vy (varavarana, varavarankely, grille de protection, vavahady, .....sns
Antsoy mivantana 034 64 231 98 raha mahaliana anao na tongava miresaka amin'ny MP.
Mail : combine.mg@gmail:com
Afaka mandeha any amin'ny faritra ihany koa.
Efa maro ireo afa-po , ianao sisa !!!

Address

Lot IDL180 Vonelina Itaosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Combine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share