Pneu Antsika MG

Call Directions Contact the business

Pneu Antsika MG Vente Pneumatique en gros et en détail
Tél : 038.63.814.51 / 033.36.250.14
Lieu : Antananarivo

🚗 PNEU VAOVAO SY KALITAO HO AN’NY FIARA REHETRA 🚛Mivarotra pneu vaovao izahay –avy amin’ny marque  malaza sy matanjaka: ...
29/09/2026

🚗 PNEU VAOVAO SY KALITAO HO AN’NY FIARA REHETRA 🚛

Mivarotra pneu vaovao izahay
–avy amin’ny marque malaza sy matanjaka:

✅ Habe misy:
- Par 12 , Par 13 , Par 14
- Par 15 , Par 16 , Par 17
- Par 17.5 , Par 18 , Par 19
- Par 19.5 , Par 20 , Par 21
- Par 22 , Par 22.5 , sy maro hafa

✅ Tena matanjaka, anti-crevaison, mety amin’ny lalana ratsy sy mahasahirana.
✅ Vidiny manomboka @ 160.000 Ar– Misy fihenam-bidy raha maka 2 na 4.
✅ Livraison azo atao eto Antananarivo sy manodidina.

📞 Antsoy ity laharana ity:
- 0386381451
- 0333625014
- 0379748661
WhatsApp: 038.63.814.51
Email : [email protected]
💬 Mifandraisa mivantana raha mila fanazavana fanampiny.
👉 Aza adino fa voafetra ny tahiry

🚛🔥 PNEU VAOVAO HO AN’NY CAMION — MATANJAKA & MATEZA! 🔥🚛Mitady pneu matanjaka, tsara kalitao ary natao hahazaka asa mafy ...
28/09/2026

🚛🔥 PNEU VAOVAO HO AN’NY CAMION — MATANJAKA & MATEZA! 🔥🚛

Mitady pneu matanjaka, tsara kalitao ary natao hahazaka asa mafy ve ianao? 💪

👉 Référence : 8.25R16 ZIGZAG
⭐ Marque tsara kalitao
💪 Matanjaka & mateza
🚛 Mety tsara ho an’ny camion sy fitaterana miasa mafy

📦 Manao LIVRAISON manerana ny faritra!
Aza misalasala manafatra, alefa any aminao ny entanao. 📍🚚

📞 CONTACT / COMMANDE :
☎️ 038 63 814 51
☎️ 033 36 250 14

🔥 Aza miandry ho lany vao mitady — antsoy dieny izao! 🔥

📩 Mandefasa message na antsoy ny numéro etsy ambony raha mila fanazavana sy commande.

🔥🚙 PNEU 4x4 VAOVAO BE — ARRIVAGE VAOVAO! 🔥💥 265/60R18 AT02 💥✅ AT02 – mety amin’ny lalana rehetra✅ Mafy sy mateza 💪✅ Tsar...
24/09/2026

🔥🚙 PNEU 4x4 VAOVAO BE — ARRIVAGE VAOVAO! 🔥

💥 265/60R18 AT02 💥

✅ AT02 – mety amin’ny lalana rehetra
✅ Mafy sy mateza 💪
✅ Tsara ho an’ny 4x4 sy SUV
✅ Kalitao tsara, natao haharitra

⚠️ STOCK LIMITÉ — VITSIVITSY IHANY!
👉 Aza miandry ho lany vao mitady!

📞 038 63 814 51 / 033 36 250 14
🚚 Livraison manerana ny faritra 🇲🇬

🔥 PNEU 4x4 MATANJAKA — KALITAO — VIDINY MIRARY!
📩 Contactez-nous dieny izao raha mila commande.

🔥🚨 ARRIVAGE VAOVAO BE ETO @ PNEU ANTSIKA MG! 🚨🔥🛻 SPECIAL 4x4 — ALL TERRAIN AT02 💪🔥Tonga indray ny pneu AT02, natao ho an...
22/09/2026

🔥🚨 ARRIVAGE VAOVAO BE ETO @ PNEU ANTSIKA MG! 🚨🔥

🛻 SPECIAL 4x4 — ALL TERRAIN AT02 💪🔥

Tonga indray ny pneu AT02, natao ho an’izay mitady pneu mafy, matanjaka ary mateza, na ampiasaina an-tanàna na amin’ny lalana ratsy sy terrain sarotra. 💯

📌 HABE DISPONIBLE :
🔹 LT235/75R15 AT02
🔹 31x10.50R15 AT02
🔹 215/70R16 AT02
🔹 LT245/75R16 AT02
🔹 265/70R16 AT02
🔹 LT265/75R16 AT02
🔹285/75R16 AT - AT02
🔹 LT245/65R17 AT02
🔹265/70R17 AT02
🔹285/70R17 AT - AT02
🔹265/60R18 AT02

💪 Pneu ALL TERRAIN
✅ Matanjaka sy mateza
✅ Grip tsara amin’ny lalana samihafa
✅ Mety amin’ny 4x4, Pick-up & SUV
✅ Tsara ho an’ny ville sy lalana tsy tsara
✅ ARRIVAGE VAOVAO — STOCK VONONA! 🔥

🇲🇬 Manao livraison manerana an’i MADAGASCAR 🚚📦

📞 Commande & Renseignement :
☎️ 038 63 814 51
☎️ 033 36 250 14

👉 Aza miandry ho lany ny stock!
📩 Antsoy na alefaso message izahay dieny izao hahazoana prix sy disponibilité.

🔥 PNEU ANTSIKA MG — Pneu tsara, pneu matanjaka, pneu azo itokisana! 🔥

🔥ARRIVAGE PNEU VAOVAO BE - KALITAO AVO LENTANY! 🔥Mila pneu matanjaka sy mateza tsara amin'ny lalana rehetra? Tonga ny va...
16/09/2026

🔥ARRIVAGE PNEU VAOVAO BE - KALITAO AVO LENTANY! 🔥

Mila pneu matanjaka sy mateza tsara amin'ny lalana rehetra? Tonga ny vatsy vaovao ho anao!

🛞 Ireo habe (dimension) misy ankehitriny:

265/70R17 (AT02)

275/65R17 (AT RS23)

✨ Nahoana no ireto no fidina? ✅ Pneu vaovao be (neuf), matanjaka sy mateza tsara ✅ Mahazaka lalana sarotra sy ny rehetra (All-Terrain) ✅ Vidiny mirary dia mirary

🚚 LIVRAISON: Manao fanaterana manerana ny faritra sy ny faritany!

📞 Mifandraisa amin'ny telefona avy hatrany: 👉 038 63 814 51 / 033 36 250 14 (Azo handefasana MP na WhatsApp koa)

16/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Aina Raza, Zanaka Tantsaha, RandimbyJosiane Evah, Rotag Ali, Jekejeke MadaDrive, Tinamalalasoa Lydia, Mamitahina Jeremy Rahajason, Mandroso Miaraka, Steffy Rkt

🚛🔥 TONGA ILAY NANDRASANTSIKA MPITONDRA CAMION REHETRA! 🔥🚛💥 PNEU 11R22.5 VAOVAO BE — STOCK DISPONIBLE! 💥Ho an'ireo mitady...
10/09/2026

🚛🔥 TONGA ILAY NANDRASANTSIKA MPITONDRA CAMION REHETRA! 🔥🚛

💥 PNEU 11R22.5 VAOVAO BE — STOCK DISPONIBLE! 💥

Ho an'ireo mitady pneu mafy, matanjaka ary mateza, ity no arrivage tsy tokony ho diso!

✅ 11R22.5 DIRECTIONNEL ➡️
👉 Ho an'ny essieu avant, tenue de route tsara

✅ 11R22.5 MIXTE ZIGZAG 🔄
👉 Mety amin'ny lalana mifangaro, asfalt sy lalana sarotra

✅ 11R22.5 CRAMPONNÉ 💪
👉 Natao hiatrehana lalana ratsy sy asa mavesatra

🔥 Pneu tena mafy sy mateza
🔥 Kalitao tsara ho an'ny camion
🔥 Mety ho an'ny transport sy asa mavesatra
🔥 Vidiny mirary

⚠️ VITSIVITSY IHANY NY STOCK!
👉 Alefaso dieny izao ny COMMANDE sao lany!

📞 Contact : 038 63 814 51 – 033 36 250 14
🚚 Manao livraison manerana ny faritra

📩 MPITONDRA CAMION & TRANSPORTEUR:
Aza miandry ho lany vao mitady — RESERVEZ-NAO IZAO! 🔥🚛

09/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ellenah Morris, Loick Rakotonandrasana, Ange Razafimiarantsoa, Fabio Princi, Lynda Albertine, Anna Janne Ravaomanarivo, Jem'ta Lionnel, Jack Khal Rossignol, Mickaël Rabemananjara, Martina Raharisoa, Randriamihantasoa Richard Rivoniaina, Lucas Soa Sary, L'homme Noir D**o, Tiavina Rico Ramananjanahary

Pneu vaovao be spécial 4x4➡️ 315/75R16 LT 10PLI Marque tsara sy mateza Prix mora hatrany Contact : 0386381451-0333625014...
08/09/2026

Pneu vaovao be spécial 4x4
➡️ 315/75R16 LT 10PLI
Marque tsara sy mateza
Prix mora hatrany
Contact : 0386381451-0333625014
E. mail: [email protected]
WhatsApp : 0386381451

Address

Anosivavaka
Antananarivo
101

Telephone

+261386381451

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pneu Antsika MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pneu Antsika MG:

Shortcuts

Share