30/05/2026
🥰🥰Salama daholo isika client rehetra.🥰🥰
✅Torohevitra kely mety mahasoa anareo mpivarotra sy client rehetra.
🔴Mba hanao retour kely momba ny zavatra nisy teto aminay tamin’ny tapaky ny volana lasa aho.
🟣Satria lasa niteraka ady hevitra be leizy
Mbola ao ambany ao ilay publication satria tena ilaina ny mailo amin’ny zavatra miseho manodidina.
❤️Nasinay lavenona sy sira ny toerana nivarotanay.❤️
🔵Ary tsapa fa tena niova ny tsena, satria lasa misy olona tonga mividy foana. Taloha mantsy dia somary sahirana izahay
🟤Raha sendra tsapanareo fa miova tampoka ka tsy mandeha toy ny mahazatra ny tsenanareo, dia andramo rarahana sira sy lavenona ny toerana. Fa amin’izao vanim-potoana izao dia samy mailo ihany satria efa tsy milamina toy ny taloha intsony ny zava-misy.
❤️Azavaiko ny asany❤️
👉SIRA: ampiasaina ho mariky ny fanadiovana sy fiarovana,manala hery ratsy na zavatra tsy mahafinaritra izy.
👉• Lavenona: fanadiovana sy fampitoniana toerana, ampiasaina amin’ny fomba amam-panao mifandray amin’ny fiarovana na fanalana loza.Ary mila atao isanandro izy io.
“Tsy voatery ho sira sy lavenona ihany akory no ampiasain’ny olona.
Samy manana ny finoany, ny fomba amam-panaony ary ny traikefa niainany ny tsirairay.
Raha misy fomba hafa fantatrareo na efa nandaitra taminareo,
🟤dia aza misalasala mizara ao anaty commentaire mba hifanakalozana traikefa sy fahalalana. Mety hahasoa ny hafa koa izany.” 😊🙏🏽