03/10/2025
Profitez de notre service de location de voiture avec chauffeur pour découvrir Madagascar en toute sérénité.034 76 526 18
[DETAILS Location voiture avec chauffeur 🚗]
🎖️Ny mampiavaka anay:
↪️ 4×4 confortable sy madio tsara ary vita entretien tsara.
⏰ Tsy mba tara mihintsy fa ara-potoana tsara
⏳ Disponible 24 h/24h
💲Tarif morabe raha hoarina aminy qualité ny service atolotray
🔰 Chauffeur tsotra sy cool be ary mahay mandray client tsara 🥳
🚙 Ireto ary ny santionany services ataonay:
☑️Maka sy manatitra @ gare routière / aéroport
☑️ Manao course rehetra eto Antananarivo
🔰 Manao tournage clip / film......
🔰 Mariage & cortège
❗Fitsangatsanganana / vacances /Tourisme
Sy izay rehetra mety hilana fiara🚗.
Momba ny fiara🚙
🥰4×4 Galopper 2 phase II. 07 places (@ sary)
🚄 Matanjaka no sady rapide no stylé/ climatisé
🤔 Raha mahaliana anao ny tolotra dia aza misalasala ny miantso na manantona birao mivantana.
📞 WhatsApp : +261 34 76 526 18
Birao: O213 Ankatso, Oniversite Antananarivo (Andavanandro), na Anosimasina Itaosy (Week end)