30/10/2025
Miarahaba e😀
ho anareo namako rehetra ato ...
Manamboatra akanjo toha ny hitanareo aminy sary izao iZahay🤩.
Tsy ireo ihany anefa, fa izay rehetra fantatrao hoe ao anaty ny tontolo ny "ZAITRA" Dia ataonay avokoa.
Koa aza misalasala mifampiresaka aminay mivantana amin'ny Fiarahamiasa rehetra .
Nb: AMIDY DAHOLO IZAY AKANJO REHETRA HITANAO 🥰
☎️ :0345077981