Salama Vatana Shop

Salama Vatana Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Salama Vatana Shop, Wholesale & Supply Store, 67 ha, Antananarivo.

☑️Tonga indray ny orana , ka andao hamboly e, natao ho antsika Mpamboly hatrany ny tolotra fa mahasoa antsika rehetra iz...
29/10/2022

☑️Tonga indray ny orana , ka andao hamboly e, natao ho antsika Mpamboly hatrany ny tolotra fa mahasoa antsika rehetra izy ity.👌👍
Averiko alefa eto indray ity zezika natoraly ity nohon'ny fangatahan'ny maro ato amin'ny mp.
Zezika natoraly organika nutriplant rano ilay izy dia 1 L mahavita tany maro be 3 ha mahery mintsy, anisany zezika natoraly tsara indrindra ary tsy afaka mifangaro amin'ny chimique na zezika chimique fa afaka mifangaro tsara amin'ny zezika natoraly mitovy aminy ihany. Tena mahasolo NPK sy Urée.
👉 Tongava mp raha mahaliana anao Tompoko na antsoy ny 0349165122 fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko, ny Prix mbola tsy miova fa 130.000 ar ihany.. zarao ho hitan'ireo namana mbola tsy mahalala ity zava_ baovao ity👍👌🙂
✅ Ny tanjona dia ny hamerenana an'i Madagasikara ho maintso indray..

Salama daholy isika mpanaraka ny page .          Hoatsika misy olana eo amin'ny taovam-pisefona indray zao .     Manadio...
27/10/2022

Salama daholy isika mpanaraka ny page .
Hoatsika misy olana eo amin'ny taovam-pisefona indray zao .
Manadio ny taovam_pisefoana: produit Bio100%
fanadiovana avokavoka
🍀 Manadio ny ao anaty avokavoka
🍀Manala menaka ,vovoka,setroka sigara
🍀Mamono ny baktery sy viriosy amin'ny taovam-pisefona .
🍀Mampitombo ny hery fiarovana
🍀Mampitony ny kohaka sy asthme
🍀Manatsara ny fidirana sy fivoahan-drivotra
🍀Manampy oxygene ho fanatsarana ny havokavoka
Raha mila fanazavana tongava mp na miatso
☎034 91 651 22
👉 Manao livraison Tanà /Province

Salama daholo Tompoko,✅Izahay dia manana calcium anisany tsara indrindra satria tena mahasalama tanteraka ny vatana ary ...
15/10/2022

Salama daholo Tompoko,
✅Izahay dia manana calcium anisany tsara indrindra satria tena mahasalama tanteraka ny vatana ary tena multi fonction, raha tsy hiresaka fotsiny aho hoe mampiadana ny fahanterana, mikarakara ny taolana, mikarakara ny volo ary ny hoditra, misy ihany koa ny calcium natokana ho an'ny olona diabetika, Mandrindra ny glycémie ary mikarakara ny olana ao amin'ny taolana, misy ihany koa ny manampy amin'ny fitombon'ny zaza ka toy izao ny fatra Tompoko:
_ Ny Zaza vao teraka _ 6 volana dia mia calcium Ca 200 mg isan'andro
_ Ny Zaza 7_12 volana mila Ca 260 mg isan'andro
_ Ny Zaza 1_3 taona mila Ca 700 mg isan'andro
_ Ny Zaza 4_8 taona mila Ca 1000 mg isan'andro
_ Ny ankizy 9 taona sy ny tanora 18 taona mila Ca 1300 mg isan'andro
_ Ny tanora 19 sy ny olon_dehibe 50 mihoatra taona mila Ca 1000 mg isan'andro
_ Ny vehivavy bevohoka sy mampinono mila Ca 1000 mg isan'andro.
🚫 Tandremo fa ny tsy fahampiana calcium dia mahatonga aretina maro be ao anaty vatana.
Dia raha mahaliana anao dia asaiko ianao mba hijery ao amin'ny commentaire fa ao ilay calcium 03 matanjaka be sy ny asany, dia mp ny vidiny Tompoko, fa ny tsara indrindra no omenay anareo Tompoko👍👌🙂.

MYRTILLES Anisan'ny voankazo tsy be mpihinana nefa tena mahasalama  # Ireto ny singa hita ao aminy :1- Fibre 2- Vitamine...
14/10/2022

MYRTILLES
Anisan'ny voankazo tsy be mpihinana nefa tena mahasalama
# Ireto ny singa hita ao aminy :
1- Fibre
2- Vitamine C, K,
3- Manganese
Riche en anti oxydant
# Ny zava tsoa azo avy aminy:
1- Mahatsara ny saina, manampy ny fitadidiana, miaro an aretina Alzheimer
2- Mampidina tosi-dra, tension artérielle
3- Manala tavy, na ny tavy amin'ny kibo
4- Tsara hoan'ny tsinay
5- Miaro amin'ny aretin'ny fo
6- Anti_oxydant
7- Tsara hoan'ny lalan-dra
8- Miaro am fiakaran'ny tahan'ny cholestérol
9- Tsara hoan'ny diabétique
10- Tsara hoan'ny maso
11- Miaro am cancer sady afaka hoan'ny olona misy cancer ihany koa
12- Miady amin'ny aretina infection urinaire
13- Mampatanjaka ny hozatra
14- Mampilamina ny saina, manala stress sns...
Atao jus na atao am décoration gâteaux, cake, atao am salade de fruits
Tokony mihinana azy matetika isika indrindra ny zaza, ankizy.
✅ Ato aminay moa dia misy produit naturel vita avy aminazy io ary tena multi fonction tokoa izy dia asaiko ianao mba hijery kely ao anatiny commentaire ny asan'izy ireo tsirairay Tompoko hahafantaranaeo azy tsara 👍👌..

Raha mahaliana anao dia tongava mp haingana Tompoko fa misy anio soaman_tsara ato aminay

Salama Vatana: antsoy ny laharana 0349165122 na mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..

Aiza daholo isika Mpamboly ato indray ary e? Fotaoan'ny fambolena izao🙂👉 Ity ilay Zezika natoraly ranony Bio 100℅ tsy mi...
10/10/2022

Aiza daholo isika Mpamboly ato indray ary e? Fotaoan'ny fambolena izao🙂
👉 Ity ilay Zezika natoraly ranony Bio 100℅ tsy misy simika, mahasolo NPK, Urée, misy Vitamine sy miaro amin'ny bibikely ary voatily iraisam_pirenena , zezika ranony 1 L mahavita 6 ha tena mahomby no tena tsara sady mora ampiasaina, ny vidiny natao mora be ihany koa ho fanampiana anareo , ka raha mahaliana anao ary dia midira mp na miantso ny laharana 0349165122 avy hatrany .

✅ Ireo hita amin'ny sary ireo no fijoroana vavolombelona nataon'ny olona efa nampiasa ilay zezika natoraly fa aza misalasala Tompoko..
Mety amin'ny karazana fambolena rehetra mintsy izy io toy ny vary, Voankazo, voamaina, haninkotrana, eny na hatramin'ny vanille ary ho anareo any avaratra sy antsinanan'i Madagasikara
Prix: 130.000 ar 1 L mahavita tany 3ha hatramin'ny 6 ha , raha maka miotrany ray ianao dia omenay reduction.

Salama Vatana: mp fa vonona ny hifanampy aminao izahay Tompoko..
Ny tanjona dia ny hamerenana an'i Madagasikara ho maintso indray.
☑️ Livraison: Tanà/Province

Address

67 Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Salama Vatana Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share