Fiangonana Fjkm Ankorombe Kristy Fahazavana

Fiangonana Fjkm Ankorombe Kristy Fahazavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiangonana Fjkm Ankorombe Kristy Fahazavana, Business service, Antananarivo.

Ny Fiangonana FJKM Ankorombe Kristy Fahazavana dia nanangana ity groupe ifaneraserantsika ity eto anivon'ny Fiangonana any an-tanindrazana, izany dia natao indrindra hifanomezam-baovao sy ifaneraserana amin'izao fihiboana izao satria fantatra tsara ny fah

Alahady 26/03/23, vokatry ny sampana sekoly alahady, asa sy fampaherezana ary fivorian'ny biraon'ny fiangonana sy ny kom...
26/03/2023

Alahady 26/03/23, vokatry ny sampana sekoly alahady, asa sy fampaherezana ary fivorian'ny biraon'ny fiangonana sy ny komitin'ny zava-maneno. Nisy ny fizarana fanomezana ho an'ny mpianatra sy mpampianatra ary mpanohana ny SA rehetra.

"voninahitra any amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra, ary fiadanana ety ambonin'ny tany ho an'ny olona ankasitraha...
25/12/2022

"voninahitra any amin'ny avo indrindra ho an'Andriamanitra, ary fiadanana ety ambonin'ny tany ho an'ny olona ankasitrahany". Mirary noely sambatra ho antsika rehetra, ary mba samy ho tratrin'ny taona vaovao daholo isika.

20/05/2021

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Fjkm Ankorombe Kristy Fahazavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fiangonana Fjkm Ankorombe Kristy Fahazavana:

Share