Titan Projects

Titan Projects réussir

09/09/2024

BONNE RENTRÉE À TOUS

🌟Iza daholy ilay tsia nahatratra ny inscription 1er vague teo 😔Ko indro ary ny fidirana manaraka :👉05 Août 2024 🔥Sorato ...
17/07/2024

🌟Iza daholy ilay tsia nahatratra ny inscription 1er vague teo 😔
Ko indro ary ny fidirana manaraka :👉05 Août 2024
🔥Sorato malaky ny anarany Katita kely na Katita be ko ary an 😍

Aza avela hipetrapetraka any an-trano fotsiny ireo mamy kelitsika ireo 💙 fa alefaso aty aminay e satria sady mianatra zavam-baovao izy 📚 ,no milalao 💃ary miala voly

Raha toa ka sahirana aminy fanaterana azy nareo RAD dia izahay no maka sy manatitra azy any an-trano tompoko 🏠
Ary mbola aty ihany koa no izy misakafo atoandro 🍕
Afaka manohy ny asa aman-draharaha tsara nareo RAD 💻
Maman sy papa o !Aiza ndray re no hisy an'izany o! 😲

👉Antsoy malaky ary ny laharana :
☎️034 45 590 84 na afaka madefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny 🍀

Hiarahana LIFT / Languages Institute Field and Tourism mo izy ity tamin'ito andiany ito

Mirary soa daholo e...

📚Miarahaba tsika mpanaraka ny pejy 😊🔥Feno tanteraka tompoko ny toerana ho an"ny 👉Rentrée : 22 Juillet 2024 👈🍀Hisaorana i...
15/07/2024

📚Miarahaba tsika mpanaraka ny pejy 😊
🔥Feno tanteraka tompoko ny toerana ho an"ny 👉Rentrée : 22 Juillet 2024 👈
🍀Hisaorana ireo nisoratra anarana ary mametraka ny fialan-tsiny ho an'ireo izay tsia voray intsony tompoko 😔
Mankasitraka indrindra tompoko

09/07/2024

🌟ATELIER DE VACANCES⭐
(2eme édition)
🍀✍️Rentrée :Lundi 22 Juillet 2024
🏠Lieu: Andoharanofotsy (Immeuble FITAHIANA)
🕛Horaire: Lundi au Vendredi (09h-16h)
🕛Durée : 2 semaines
☎️Inscription :034 45 590 84
034 20 767 41
🔥 Places limités 🔥

En partenariat avec LIFT/ Languages Institute Field and Tourism

réussir

17/08/2023

🇲🇬 - misy fomba maro hahombiazana, ka anjaranao ny mitady izay mety indrindra aminao.
🇨🇵 - il y a mille façons de réussir, alors c'est à vous de trouver celle qui vous convient le mieux.
🇬🇧🇺🇸 - there are a thousand ways to succède, so it's up to you to find the one that suits you the most.

🥰🥰 mirary soa anareo ankizy🥰 Miarahaba an'i Angela ihany koa amin'izao tsingeritaona nahateranahy izao🥰
04/08/2023

🥰🥰 mirary soa anareo ankizy🥰

Miarahaba an'i Angela ihany koa amin'izao tsingeritaona nahateranahy izao🥰

Fintin'ny herinandro antsary🥰   Sady milalao no mandray fampianarana 🥰  ❤️
28/07/2023

Fintin'ny herinandro antsary🥰

Sady milalao no mandray fampianarana 🥰
❤️

28/07/2023

Mianatra 📙 - Miasa 🛠️ - Madio 🚿 - Mahay 📚

...Ôh i ôh! Ande hianatra izahay...🥰🥰Hay kay vacances izao ny andro😅Papa Sy maman ô!☺️ Vacances ny andro ka mba mila man...
18/07/2023

...Ôh i ôh! Ande hianatra izahay...🥰🥰
Hay kay vacances izao ny andro😅
Papa Sy maman ô!☺️ Vacances ny andro ka mba mila manao Zavatra kely ny ankizy sady miala voly🥰🥰
Ho ento manao aty aminay ry zareo raha anaty salataona 3-16ans😁😁

Ka sady miala voly no mahay Zavatra.
- Fidirana 24 jolay 2023 izao
Marihina fa efa tena vitsy sisa ny toerana ka manasa hisoratra anarana farak'izay aloha hatrany☺️☺️😁
- Raha mila fanazavana fanampiny dia miditra hafatra miafina na antsoy ny laharana : 034 45 590 84 - 034 43 818 78

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Titan Projects posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share