F'aingo

F'aingo F'aingo : une entreprise malgache conjuguant tradition et modernité à travers une approche innovante.

FERMETURE TEMPORAIRENous informons notre communauté que nous serons exceptionnellement fermés du 28 avril 2026  au 04 ma...
27/04/2026

FERMETURE TEMPORAIRE

Nous informons notre communauté que nous serons exceptionnellement fermés du 28 avril 2026 au 04 mai 2026 pour cause de réaménagement de nos locaux.

Cette étape nous permettra de vous accueillir bientôt dans un cadre amélioré, plus fonctionnel et agréable, tout en optimisant nos offres et mieux vous servir.

Merci pour votre compréhension et votre fidélité
Nous avons hâte de vous retrouver très bientôt ✨!

— L’équipe F’aingo

Mbola azonao atao ny misoratra anarana 😊
25/04/2026

Mbola azonao atao ny misoratra anarana 😊

~ Ny herisetra rehetra, na ara-batana na ara-tsaina, dia manomboka amin'ny fieritreretana fa ny hafa no tompon'andraikitra amin'ny fanaintainantsika, ka mendrika ny ho saziana.

Avy aiza izany ny fihetseham-po sy ny fihetsika manimba ny tena sy ny hafa?

Hiresaka izany manokana isika amin'ity Asabotsy 25 Aprily 2026 amin'ny 1 ora sy sasany ity amin'ny 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐚 𝐌𝐢𝐭𝐢𝐚 : 𝑭𝒊𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝑳𝒂𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝑯𝒆𝒓𝒊𝒔𝒆𝒕𝒓𝒂.

Fanazavana fanampiny ny Minia Mitia: https://www.sakaiza.com/mg/minia-mitia
Fisoratana anarana: https://forms.gle/f2Wyf7pXv4ViuzUb9

Miaraka amin'ny Sakaiza, F'aingo sy Association Psy-Kôzy Madagascar

*𝓝𝔂 𝓜𝓲𝓷𝓲𝓪 𝓜𝓲𝓽𝓲𝓪 𝓭𝓲𝓪 𝓪𝔃𝓸𝓷'𝓷𝔂 𝓻𝓮𝓱𝓮𝓽𝓻𝓪 𝓱𝓪𝓽𝓻𝓮𝓱𝓪𝓷𝓪 𝓷𝓪 𝓶𝓪𝓷𝓪𝓷𝓪 𝓴𝓪𝓸𝓷𝓽𝔂 𝓢𝓪𝓴𝓪𝓲𝔃𝓪 𝓷𝓪 𝓽𝓼𝓲𝓪

Fa nga enao tsy tia ahy intsony ?! Lasa tsy miteny "Je t'aime" intsony enao 😞Amin'ny asabotsy indray isika miresaka ny f...
14/04/2026

Fa nga enao tsy tia ahy intsony ?!
Lasa tsy miteny "Je t'aime" intsony enao 😞

Amin'ny asabotsy indray isika miresaka ny fanehoam-pitiavana sy ny manodidina azy rehetra 😉

Fitiavana ~ Angovon'ny Fifandraisana Rehetra

Fantatrao ve fa ny ratra anaty sy ny fikorontanan'ny firaiketampo, izay samy lohahevitra nojerentsika tamin'ny Minia Mitia farany teo, dia samy mety hampisy fiantraikany amin'ny fomba fanehoana fitiavana na aminao izany, na amin'ny tianao sy ny manodidina anao?

Mahakasika izany indrindra ny lohahevitra manaraka amin'ity Asabotsy 18 Aprily 2026 amin'ny 1 ora sy sasany, an-jotra, ity.

Fandriho ato ny toeranao: https://forms.gle/f2Wyf7pXv4ViuzUb9

𝐌𝐢𝐧𝐢𝐚 𝐌𝐢𝐭𝐢𝐚 ~ Miaina amin'ny Nahim-po

Miaraka amin'ny Sakaiza, F'aingo ary Association Psy-Kôzy Madagascar

'Fa ambadiky amaray koragnantsikany tiky 🌱✨
02/04/2026

'Fa ambadiky amaray koragnantsikany tiky 🌱✨

Mitohy hatrany ny hetsika 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐚 𝐌𝐢𝐭𝐢𝐚 miaraka amin'ny Sakaiza, F'aingo sy Association Psy-Kôzy Madagascar ary ny Firaiketam-po no lohahevitra hifampizarantsika an-jotra manaraka amin'ny Asabotsy 4 Aprily ho avy izao, amin'ny 1ora sy sasany hariva.

Efa nisokatra ny fisoratana anarana ao amin'ny https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScblSJYRZq6AUlMtsMu9akJOlLu5FL8-jU4hSkbKBCFTU_QHQ/viewform

Mety hanampy anao ny mamaky ireto lahatsoratra manaraka ireto hanomanana azy:
~ https://www.sakaiza.com/mg/blogs/inona-no-atao-hoe-fiankinandoha-ara-pitiavana-na-koa-firaiketampo-diso-tafahoatra
~ https://www.sakaiza.com/mg/blogs/miraiki-po-miankidoha-ara-pitiavana-na-miaina-dependance-affective
~ https://www.sakaiza.com/fr/blogs/comprendre-la-dependance-affective

Mandra-pihaona,
sakaiza.com

Minia Mitia ~ Miaina amin'ny Nahim-po Hetsika fifandraisam-pitiavana hiarahana amin'ny Sakaiza , F'aingo sy Association ...
13/03/2026

Minia Mitia ~ Miaina amin'ny Nahim-po
Hetsika fifandraisam-pitiavana hiarahana amin'ny Sakaiza , F'aingo sy Association Psy-Kôzy Madagascar
Loading...

Mankasitraka ✨✨✨
05/03/2026

Mankasitraka ✨✨✨

🌱 MPANAZARY : UNE ANNÉE D’ACTIONS, D’INNOVATION ET D’ENGAGEMENT POUR MADAGASCAR 🇲🇬Il y a des projets qui naissent d’une ...
26/02/2026

🌱 MPANAZARY : UNE ANNÉE D’ACTIONS, D’INNOVATION ET D’ENGAGEMENT POUR MADAGASCAR 🇲🇬

Il y a des projets qui naissent d’une idée.
Et il y a ceux qui naissent d’une vision, d'une conviction profonde, d'une responsabilité et d'une promesse d'avenir.

𝔐𝔭𝔞𝔫𝔞𝔷𝔞𝔯y, officiellement dévoilé le 27 juillet 2025, est bien plus qu’un projet: c'est l'incarnation d'une conviction. C’est une quête. Une marche lente mais déterminée vers la réappropriation de nos cultures, la réforme de nos éducations et l’autonomisation durable de nos communautés.

Elaborées au début de l'année 2024, les premières activités de Mpanazary ont consisté à trouver des partenaires qui avaient les mêmes visions que F'aingo par rapport au développement de Madagascar.
Depuis février 2025, bien qu'autofinancé, Mpanazary a fait l'effort d'approcher les communautés, pas seulement ceux vivant en ville mais surtout ceux vivant au fin fond de la brousse. L'objectif : redécouvrir nos cultures, evaluer les situations de développement locale et trouver les moyens d'aider concrètement les communautés locaux.
En parallèle, Mpanazary a réalisé des activités basées sur une autre manière de construire le développement : enraciné dans la nature, la culture et l’innovation.

Ainsi nous souhaitons remercier tout ceux qui ont contribué à la réalisation des activités qui se sont déroulés jusqu'ici.
Sans que la liste ne soit exhaustive :

1. L'ensemble de l'équipe F'aingo et tous les collaborateurs
2. Zà-Tours Madagascar Madagascar , pour nous avoir accueilli pendant le sharing session de mars 2025
3. Graine de vie Madagascar, pour avoir fourni les plants pour le reboisement de décembre 2025

Nos partenaires :
- AIR Connector
- Association Agatha & Centre Agatha
- Biogaz Angovo Madagascar - BAM
- BRAINS Madagascar
- Lemora seeds
- Mention Entomologie-Culture, Elevage et Santé de l'université d'Antananarivo
- Moara Ink - Tattoo Studio
- ExplorerHome Madagascar
- Sakaiza
-TCM Behoririka
- Umbrella School

Vous voulez savoir ce que nous avons pu réaliser en une année? Rendez-vous dans les commentaires ;)

24/02/2026

´Ndao hiaraka ho an’i Toamasina 🤘🔥

Tsy hipetraka fotsiny isika fa handray adidy amin’ny mpiray tanindrazana 🫡

Ny fikambanana ´Ndao hiaraka Rock sy Metaly , miara miasa akaiky amin’ny OFNAC Ivokolo sy ny Rock'501 toamasina dia manentana antsika ho avy ny 28 Febroary izao manomboka amin’ny 10 ora eo alohan’ny Ivokolo analakely 🔥

✅Toeram-panangonana ireo izay atolotrao ho an’ireo izay niharam-boina noho ny fandalovan’ny rivo-doza
Ny tena maika: sakafo azo tehirizina, fitaovam-pananganana, sy izay entinao !

✅Ranty izay ahafahanao mandray anjara toy ny fanaovana tomboka havatse miaraka amin’i Moara Ink - Tattoo Studio ary tevika miaraka amin’i Mell Piercing sy Tatouage Volomaso ka halefa ao anatin’ny tolo-tanana

✅Sehatra mozika mavesatra ahotanao an’i WEST Bullet , Egraygore , RAR Project MDG , NeverFall , Bemaneno Ofisialy ho fanentanana amin’izany 🔥🤘

Andao tsy hiamboho adidy 🤘

Tsy misy vidim-pidirana fa izay atolotrao entina 🔥

🔥 PASSIONNÉ(E) PAR LE MONDE DE L’AUTO–MOTO ? 🔥Nous recrutons, pour le compte de l’un de nos partenaires, 3 agents commer...
21/01/2026

🔥 PASSIONNÉ(E) PAR LE MONDE DE L’AUTO–MOTO ? 🔥

Nous recrutons, pour le compte de l’un de nos partenaires, 3 agents commerciaux qui seront mobilisés dans 3 points de vente à Antananarivo :
📍 Behoririka
📍 Andraharo
📍 Ankadindratombo

🎯 Vos rôles principaux :

💰Assurer la tenue de la caisse

📝Enregistrer les ventes et assurer le suivi

🤝Accueillir et orienter les clients

✨ Une opportunité idéale pour évoluer dans l’univers auto–moto et acquérir une expérience terrain enrichissante.
Pour postuler, envoyez nous votre CV à l'adresse [email protected].
Objet du mail : Agents commerciaux avant le dimanche 25 janvier 2026 à minuit.

Seul les candidats sélectionnés seront contactés.
Les candidatures feminines sont hautement sollicité.

Ekena sa tsy ekenaaa? 😄 Rehefa manome dia manome zato isanjato fa na izany ary tsinjovina ihany ny tena o 😉 (afaka ampih...
12/06/2025

Ekena sa tsy ekenaaa? 😄 Rehefa manome dia manome zato isanjato fa na izany ary tsinjovina ihany ny tena o 😉 (afaka ampiharina amin'ny toe-javatra rehetra 😆)

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 15:30
Tuesday 07:30 - 15:30
Wednesday 07:30 - 15:30
Thursday 13:30 - 15:30
Friday 07:30 - 15:00

Telephone

+261344607096

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F'aingo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to F'aingo:

Share