06/10/2026
RÉALISATION À ANDRANOMANELATRA 📍
Matetika isika no mizara publication momba ireo faritra iasanay, ary amin'izao fotoana izao dia efa aty amin'ny faritra voatondro mihitsy ny technicien-nay.
Ho anareo any amin'ireny faritra ireny, manararaotra kely isika raha misy projet solaire 😊.
Ny fisian'ny technicien eny an-toerana dia manamora kokoa ny fifampiresahana mivantana, ny étude, ny fanomezana devis ary ny fanomanana ny projet, indrindra ho an'ny installation tahaka izao.
🙏 Mankasitraka hatrany ireo mpanjifa rehetra nametraka ny fahatokisany taminay. Ny fahatokisanareo no manosika anay hanohy hanome vahaolana solaire mifanaraka amin'ny filàn'ny tsirairay.
🚐 Ary efa mitodi-doha any Nosy Be – Hell-Ville indray izahay! 🌴☀️
Ho anareo any Nosy Be, Hell-Ville sy ny manodidina, aza tara amin'iny faritra iny! Raha manana projet solaire ianao, dia afaka manararaotra ny fandalovan'ny technicien-nay mba hifampiresahana mivantana sy hijerena ny projet eny an-toerana. 🔧📋
📞 034 92 701 24 | 033 40 242 10 | 032 19 277 00
📘 À Mi L Mode
À Mi L Mode — L’énergie du futur, aujourd’hui.