ELYE SHOP

ELYE SHOP Mpivarotra -gony vaovao vita eto an-toerana sy avy any ivelany! -ballatum isankarazany - jiafotsy Prix réduit pour les revendeurs

Parking assuré,
Marchandises envoyées par colis pour les clients en provinces,
Paiement en espèces, Mobile money, chèques,…
Produit neuf.

Feuillard prix de gros 25000Ar seulement! !Mandefa @ faritra rehetra na firy na firy0345496467 ou 0342066494Lieu Anosibe...
03/09/2026

Feuillard prix de gros 25000Ar seulement! !
Mandefa @ faritra rehetra na firy na firy
0345496467 ou 0342066494
Lieu Anosibe tsena akakin'ny parking camion bord de route vers arrêt bus 67ha PAV B134-135-136

❌❌Arrivage tsara be❌💫Ho anao mbola hivarotra, ity lambalatabatra ity dia sady tsara no MORA🤑🤑 Noho izany mora aminao ny ...
02/09/2026

❌❌Arrivage tsara be❌💫
Ho anao mbola hivarotra, ity lambalatabatra ity dia sady tsara no MORA🤑🤑 Noho izany mora aminao ny mivarotra sy maka tombony tsara aminy👌👌
👉 Toile Cirée 1m40/50m : couleur fleuri bleu rouge vert etc...
👉Toile Cirée 1m40/20m : couleur doré, argenté etc...
Prix de gros avy hatrany no omenay anao👌

Stock limités 🙏

Contact: 0342066494
Lieu: Anosibe tsena akakin'ny parking camion atsimo Pavillon B134-135-136
Mandefa @ faritra rehetra.

Maraina vaovao, hery vaovao! Mitovy qualité @ Ilay gony mihitsy koa ny qualité an'ireto akanjo ireto a🤗 tena vrai coton ...
18/08/2026

Maraina vaovao, hery vaovao!

Mitovy qualité @ Ilay gony mihitsy koa ny qualité an'ireto akanjo ireto a🤗 tena vrai coton mavesatra tsara kanefa @ vidiny mora.
Manao personnalisation mazava ho azy.

Efa paré ny équipe andefa ny commande nareo e👌👌

0345496467

14/08/2026

Vao mandray ianao dia tia🎉🤩👌
Tsy mitsahatra manome entana tsara ho anareo izahay.
-Ballatum éponge
-Ballatum épais
Tena luxe bé ireto atao décoration ao antrano (sol, table, murale, Plafond...)

Prix détails : 15,000ar et 20,000ar
Prix en rouleau (0342066494)

Mandefa @ faritra izahay.

13/08/2026

Tianareo bé Ilay ballatum luxe iny.
Ity indray misy ballatum éponge.
Souple tsara izy io ary matevina ihany koa.
Tena tsara be ahn.
15000ar/m izy Raha en details
270000ar Raha maka en rouleau de 30m.
Misy couleur maro ahn
0345496467 na 0342066494
Mandefa @ faritra izahay na manantona magasin Anosibe tsena Pav B134

06/08/2026

Ballatum luxe
Ilay mangirana ny anatiny
Mandefa @ faritra.
0345496467
0342066494

Feuillard 25000Ar fixe 0345496467 (Elie)Ho anareo any @ faritra, ireto avy ny alefa message rehefa avy mandoa vola @ mob...
22/07/2026

Feuillard 25000Ar fixe


0345496467 (Elie)

Ho anareo any @ faritra, ireto avy ny alefa message rehefa avy mandoa vola @ mobile money

-Nom: (Anaranao)
-Adresse: (M/tsara)
-Coopérative: (Trans denis, Trans Richard ...)

Tranon-kidoro KelySalanyLehibe tsy mivitranaPrix de gros seulement! Mandefa @ faritra.
17/07/2026

Tranon-kidoro
Kely
Salany
Lehibe tsy mivitrana
Prix de gros seulement!
Mandefa @ faritra.

Simili vernis1m40/ 25m250,000ar prix de gros0342066494Lieu Anosibe tsena Pav B134Mandefa @ faritra rehetra
16/07/2026

Simili vernis
1m40/ 25m
250,000ar prix de gros
0342066494
Lieu Anosibe tsena Pav B134
Mandefa @ faritra rehetra

Arrivage hafa indray ireto😍😍🤩Super qualité 🔥Ballatum 30m simple avec carreau foana ny ao ambadika. Quantité limitée 💌💌03...
14/07/2026

Arrivage hafa indray ireto😍😍🤩
Super qualité 🔥
Ballatum 30m simple avec carreau foana ny ao ambadika.
Quantité limitée 💌💌
0342066494
Na miantso avy hatrany na manantona ety @ magasin Anosibe tsena Pav B134 akakin'ny parking camion bord de route vers arrêt bus 67ha.

Address

Rue Pasteur Rahajason
Antananarivo
101

Telephone

+261345496467

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ELYE SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ELYE SHOP:

Shortcuts

Share